Lisitry ny salamo

Laharana Lohateny
2 Nahoana no toa mihotakotaka ireo firenena
3 Rendri-torimaso
4 Aoka tsy hatahotra ianareo
4 Hatory am-piadanana aho : matoky ny foko.
5 Eny, Tompo ô, maraina mandre ny feoko Ianao
5 Izay maharitra amy fanompoana Ahy
8 Nataon'Andriamanitra eo am-pelatanan'i Kristy
8 Nifidy antsika tao amin'i Kristy
10 Ho sahala amin'Andriamanitra
13 Efa nambaran'ny Tompo ny marina
14 Fa Andriamanitra anie dia fitiavana e
14 Iza moa, ry Tompo, no honina ao an-tranonao?
14 Mba sambatra ireo 'zay voafidinao, ka honina ao an-dapanao
15 Handeha aho hanomana toerana ho anareo (Sal 15)
15 Ry Ray ô, Ianao no anjarako ary lovako mandrakizay
17 Mamiko indrindra Ianao, ry Tompo ô
17 Marina, be fitiavana
18 Ianareo mpianatro no fahazavan'izao tontolo izao
19 Afa-tsy ny anaran'i Jesoa Tompo
20 Ray ô, misaotra Anao aho satria Ianao nihaino ahy
20 Ray ô, misaotra Anao aho satria Ianao nihaino ahy
21 Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nahoana aho re no dia nilaozanao
21 Andriamanitra ô, nahoana re ity aho no dia nilaozanao?
22 Sambatra anie aho ka sambatra
23 Aoka isika hifaly, hiravo,
23 Ho tampoka ny fiavian'ny Tompo
23 Mitsangàna fa sasa-miandry
23 Ny tany, ny hareny
23 O nivoha ny varavaran'ny lanitra
23 Tompo ô, miandry Anao 'zahay,
24 Aminao, ry Iaveh, no asandratro ny fanahiko
24 Manantena Anao ny fanahiko
24 Nantsoin'ny Ray hivory amin'ny anaranao izahay
24 Tsarovinao, ry Tompo, ny famindram-ponao
26 Henoy re, Tompo ô, ny fiantsoako anao
26 I Kristy no vato fehizoro
26 Ka ny olombelona e tsy hatahorako
26 Mba henoy ô, ry Tompo
26 Tompo ô, ny endrikao manilo ahy
26 Zavatra iray loha (Salamo 26)
28 Mientan-kafaliana aho eo anivon'ny fahorian-drehetra - Izaho midera ny Tompo izay nanafaka ahy
28 Tonga sahady ankehitriny izao ny andro
29 Andriamanitra no itokiako
30 Fantatro ilay nametrahako ny fitokiako
30 Ianao no aronay, ry Tompo, ampinganay ianao
30 Iaveh o, ianao no andry ianteherako
31 Izaho koa tsy manameloka anao
31 Tompo ô, iantrao 'zahay
32 Eran'ny tany, eran'ny lanitra
32 Mifalia, miravoa
32 Ny vahoakan'Andriamanitra anjara lovany, ka sambatra tokoa
32 Tamin'ny Teniny no nahariana ny zava-drehetra
35 Heloka no baikon'ny olon-dratsy
35 Izay manatona ahy tsy mba ho faty
39 Ny hanao ny sitraponao
39 Ny Teninao, Tompo ô, no mamiko sy teliko
40 Raiko ô, Raiko ô!
41 Sambatra izay noana
42 Eny e, lavitra ny Tompo isika
42 Hanatona ny ôtely aho
44 Nony nisasaka ny alina, dia nisy nilaza hoe
44 Toy ny ampakarina ny Fiangonana
44 Zavavy ô!
45 Aza matahotra e, ry Maria
46 Miakatra an-danitra i Jesoa mpamonjy: aleloia
46 Mihobia, miantsà an'Andriamanitra , e ry vahoakany
46 Mihobia, miantsà an'Andriamanitra, e ry vahoakany
46 Mitehafa tanana
46 Nahoana ianareo no gaga
46 Nasandratra ho eo ankavanan'ny Ray ny Zanak'Andriamanitra
47 Izahay, ry Andriamanitra - Vatolampy no nanorenan'i Kristy
47 Vatolampy no nanorenan'i Kristy ny Fiangonany
48 Aza irinareo e ny fanahin'olon-dratsy
48 Fa sarotra ho an'ny mpanankarena
48 Tsy misy afaka hanompo tompo roa (Salamo 48A)
49 Izay manara-dia anao, ry Tompo, manome voninahitra ny Rainao
50 Izay tsy zakan'ny fiangonako
50 Mamindrà fo, Tompo, 'ty mpanota mba iantrao
50 Omeo fiadanana 'reo efa nodimandry
50 Raha misy olona nanota
50 Ry Jesoa Zanak'Andriamanitra mpanavotra ô,
50 Tompo ô, tsy mendrika aho ny hidiranao ato amiko (Sal 50)
54 Koa ny Tompo no anankino ny ahiahy
56 Fantatry ny Ray izay ilainareo
61 Aoka tsy hatahotra na hangorohoro ny fonareo
62 Andriamanitra ô, mangetaheta anao ny fanahiko
62 Andriamanitra ô, miantso anao aho, te hihaona aminao
62 Andriamanitra, Andriamanitro ! henoy re ny antsoko
62 Fo madio no iriko, Andriamanitra ô, hanarahako ny lalanao
62 Raha misy mangetaheta, aoka izy hanatona ahy
64 Ianao, ry Iaveh, mendrika hoderaina
64 Maro ny vokatra, Tompo
64 Mendrika anao Andriamanitra - Teny mahafaly no torio
66 Anareo ny zavatra rehetra ianareo kosa an'i Kristy
66 E, miverena
66 Hiantran'Andriamanitra
66 Hitanay i Kristy
66 Ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra anie
66 Ianareo 'zay (izay) lavitra taloha
66 Malakia, 'ndeha isika hankalaza ny Ray iombonantsika
66 Miverena amy (amin'ny) Tompo, ry firenen-drehetra
67 Nameno an'izao tontolo izao ny Fanahin'i Iaveh
68 Ho faly ianareo mandinika mitady ny Tompo tsitoha
70 Ianao, ry Iaveh, no fialofako
70 Nirahina hitory vaovao mahafaly i Kristy
71 Sambatra ny ory e
74 Tsarovy, ry Iaveh, ilay fanekena nataonao fahiny tamin'ny vahoakanao
76 Eny, mahatoky Andriamanitra
80 Fa tokana manko Andriamanitra
80 Voninahitra sy dera, fankasitrahana ho anao, Tompo ô
83 Dibo-kafaliana ny ray
83 Mahatehotia, mahasondriana
83 Sambatra ireo izay moniñy
83 Tsy vahiny, tsy olo-manjeny ianareo
84 Izao no ahafantarantsika ny tena fitiavana
84 Mifalia isika e, fa akaiky ny Tompo
84 Tompo ô, asehoy anay ny hatsaram-ponao
85 Hisaorana anie Andriamanitra Ray, fa izy no Ray mpamindra fo antsika
86 Jerosalema ô, tanàna masina
86 Nateraky ny Fiangonana isika
86 Talohan'ny nahafatesany i Jesoa
87 Hohiraiko lalandava
88 Aza matahotra e, izaho no iandohana sy iafarana
89 Eo aminareo mandrakariva aho
90 Ianao, Andriamanitra itokiako
90 Mbola lavitra ilay zanaka mpandany
90 Tsara ny mankalaza Anao, ry Iaveh
91 Ho voninahitra ho an'ny Raiko tokoa ianareo
91 Ny voa nafafy e tsy maintsy maty
92 Mahagaga ny fitiavanao, ry Andriamanitra Ray
92 Manjaka ny Tompo - Raha ilay nangina iny ny zavatra rehetra
92 Midoboka toa ranomasina
92 Raha ilay nangina iny ny zavatra rehetra
94 Avia, ndeha isika hihoby ny Tompo
94 Efa nandramanay e fa tsara fo ny Tompo
94 Enga anie ianareo anio, hihaino ny Tompo
94 Enga anie isika anio hihaino ny tenin'Andriamanitra
94 Henoy ny Tompo 'zay miantso antsika
94 Ô, avereno aminao izahay, ry Andriamanitra Ray
94 Ry vahoaka voafidy
94 Tongava, tongava anoloan'ny Tompo amin-karavoana
95 Izao no hiseho rehefa any am-parany any (Salamo 95)
95 Mandehana eran'izao tontolo izao
95 Ô ry lanitra ô, derao i Iaveh
96 Handohalika amin'ny anaran'i Jesoa avokoa
96 Iaveh nilaza tamiko hoe
97 Homeko ny herin’ny Fanahy ianareo
97 Misy zaza teraka ho antsika
98 Mba tsarovy aho, ry Tompo
99 Amin'ny anaran'i Jesoa, aoka hiaiky ny velona rehetra
99 Andriamanitra velona re no aoka hotompointsika
99 Avia hitsaoka ny Zanak'Andriamanitra
99 Avia mba hihoby ny Tompontsika
99 Hobio i Iaveh, ry tany tontolo
99 Hobio i Iaveh, ry tany tontolo fa madrakizay ny fitiavany
99 Hobio izy Tompo, ry tany tontolo
99 Isan'andro vaky no aoka hisaorantsika e
99 Mifalia ao amin'ny Tompo
99 Nanao antsika ho mpisorona manjaka
99 Ndeha 'isika hanao hira vao
99 Nomen'Andriamanitra antsika
99 Nomen'Andriamanitra antsika ny anarany
99 Teraka ho antsika i Kristy
99 Voninahitra ho Anao Baba
101 Ny hatsarana sy fahamarinana
102 Tahaka ny ray mangoraka ny zanany
103 Irahin'ny Tompo ny Fanahy Masina: velombelona ny tany
103 Tampoka, injay nisy feo avy any an-danitra
105 Ankalazao ny Tompo fa tsara fo
106 Hobio, derao fa be indrafo ny Tompo tsitoha, aleloia
109 Efa nomena ahy ny fahefana
109 Ianao no mpisorona mandrakizay -hoy Andriamanitra tamin'ny Tompoko
109 Izao no tenin'ny Tompo, tamin'ny tompoko
109 Mipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra i Kristy
109 Namoaka didy ny mpanjaka
109 Ny Fanahy Masina no hidina ao aminao
109 Rahefa tafasandratra hiala amin'ny tany aho
110 Derao i Iaveh, antsao i Iaveh
110 Izaho midera ny Tompo amin'ny foko tontolo
110 Midera anao sy misaotra anao e 'zahay Andriamanitra ô
110 Ny rako fanekena vaovao
111 Eny, sambatra tokoa
111 Mba sambatra 'zay matahotra ny Tompo re
111 Mba sambatra izay mahitsy fo
111 Sambatra izay mitana ny didin'i Iaveh
112 Avia ianareo nosoavin'ny Raiko
112 Injao misy feo miantso mafy
112 Isaorantsika e Andriamanitra Ray
112 Mitsangàna ianareo 'zay matory
112 Njao e misy miantso an-danitra any
112 Todihontsika ny masoandro
113 Aza ny lohasaha mangina
113 Ray ô, hohamasinina anie ny Anaranao
114 Mahatoky Andriamanitra, ka tsy hamela anareo halaim-panahy
114 Mizotra ny lalako
114 Raha tsy miaritra ny fahoriana isika (Salamo 114)
115 Inona no havaliko?
115 Ny kalisy isaorantsika
116 Dera sy laza
116 Derao ny Tompo, ry firenen-drehetra
116 Ianao tokoa, ry Jesoa Tomponay
116 Miderà, miderà an'i Iaveh
116 Ny Firenen-drehetra no navotanao
117 'Nty aho mpanompovavin'ny Tompo - 'Ty aho mpanompovavin'ny Tompo
117 Anaovy tononkira vao ny Tompo
117 Derao ny Tompo fa tsara indrindra - Izao no andro nataon'i Iaveh
117 Derao, derao i Iaveh (Sal 117)
117 Ity 'lay andro nataon'ny Tompo (1)
117 Nitsangan-ko velona i Jesoa mpamonjy
117 Ny vato natsipin'ny mpanorin-trano
118 Hoy i Kristy: tsy izay miantso hoe
118 Mba sambatra izay tsy manan-tsiny
118 Tsy eran'ny aina ny fahoriana nihatra taminay; mba tsy hitokianay ny tenanay
118 Vao mangiran-dratsy ny andro
120 Izay manaraka azy Tompo, tsy mba mandeha amin'ny haizina
120 Ô mifalia, ry Maria, fa nosoavina noho ny vehivavy rehetra ianao
121 Andeha isika hiara-dia, Ô ry vahoaka izay manerana ny tany
121 Endrey, ny hafaliako
121 Faly sy ravo aho
121 Feno hafaliana aho raha nilazana hoe
121 Feno hafaliana ny foko raha nilazana hoe
121 Fiainana mandalo sy mihelina ny eto an-tany
121 Nahazo hafaliana aho
122 Ianao no andrandraiko
122 Ry Tompo, mba jereo 'zahay vahoakanao miandrandra anao.
122 Sambatra ny mpanompo tratran'ny Tompony miambina
123 Niorim-ponenana tety anivontsika ny Zanak'Andriamanitra
123 Novonoina Ianao, ry Tompo ô
124 Ho zary famantarana hotoherina ity Zaza ity
124 Na ilaozan'ny olona aza
125 Sambatra 'zay mitomany
126 Alokalofan'ny Tompo (Salamo 126)
126 Izay mamboly sy izay manondraka
126 Nijoro teo am-pototry ny hazo nifantsihan'i Jesoa i Maria Reniny
129 Ato anaty hantsana aho, ry Iaveh, no miantso Anao
129 Eny e! Tsy tonga ho an'ny olomarina i Kristy
129 Matoky anao 'zahay, matoky anao, ry Tompo
129 Raha mitana ny heloka ianao, Tompo ô
130 Ento ny jiogako, mianara amiko
130 Fony mbola fahazaza
131 'Lay taranak'i Davida ara-nofo
132 Endrey, mba mahafinaritra loatra izany mpianakavy
132 Tsara raha ny mpirahalahy
133 Misaora ny Tompo, ry mpanompon'i Iaveh
133 Tompo ô, ampianaro mivavaka izahay
134 Aleloia, derao ny Tompo, aleloia
134 Miravoa, Jerosalema
134 Nanala antsika tamin'ny fahefan'ny haizina Andriamanitra Ray
134 Ny Anaranao, ry Iaveh no omem-boninahitra
134 Tsy fireneny akory isika teo aloha
135 Ankalazao ny Zanahary Ray
135 Mandrakizay ny famindram-pon'i Iaveh
135 Mandrakizay ny hatsaram-pony
136 Any an-danitra any no tanànantsika
136 Jerosalema, ianao Siôna
137 Lehibe ny Tompo ka derao, ry fanahiko - Dia hidera anao aho, ry Tompo
137 Miantsa anao eo anatrehan'ny anjely - Midera anao aho, ry Tompo ô
137 Ny andro niantsoako ny anaranao, nanoina ianao, Tompo ô
137 Ny firenen-drehetra dia hizotra
138 Iaveh ô, na aiza na aiza
138 Na mbola tsy mangataka amin'ny Ray aza ianareo
140 Ho toy ny emboka eo imasonao anie ny fivavahako
142 Endrey ny fitiavan'Andriamanitra antsika
144 Hirao ka hobio ny anaran'ny Tompo, aleloia
144 Ny tananao, ry Tompo, mamelona isan'andro ny zanakao
144 Ray ô, nanome anay an'i Jesoa Zanakao ianao
144 Ry taranaka voafidy
145 Aleloia, nampahiratra ny jamba
145 Sambatra loatra ny olo-mahantra
147 Ankalazao ny Andriamanitrareo
147 Ankalazao, ry Jerosalema, ny Zanaharinao
148 Derao ny Tompo any an-tampon'ny lanitra
148 I Kristy no naharian'Andriamanitra an'izao rehetra izao
148 Ianareo, ry Anjelin'ny Tompo
149 Ihirao hira vao ny Tompo - Nataon'Andriamanitra ho mpandova
150 Aleloia, aleloia, aleloia. - Hobio ny Tompo ao an-tranony masina
150 Derao Andriamanitra any an-toerany
150 Mivavaha lalandava, misaora amin'ny zavatra rehetra,
150 Ny voninahitr'Andriamanitra Ray hamirapiratra eo amin'i Kristy
150 Sambatra ianao e nino ny Tompo
176 Miandrandra anao, ry Tompo, ny malahelo

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0147 s.] - Hanohana anay