Vatsim-panahy

Aloavy ho an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra

Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa. “Ny tendrombohitra fandrian'ny zavona, ny renirano fandrian'ny mamba fa ny olombelona kosa fandrian'ny adidy sy ny andraikitra.” Izany ohabolan’ny razantsika izany no hanombohako ny fifampizara... ( tohiny)

Vakiteny anio

Asabotsy Fahavalo amby roapolo tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I : Ef. 1,15-23.
Evanjely : Lk. 12,8-12.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1412