Vavaka mialohan'ny handraisana fanapahan-kevitra

Jesoa Tompo ô, ampianaro ahy ny lalanao. Enga anie hifanaraka amin'ny sitraponao izay safidy rehetra ataoko, ka ny fanapahan-kevitra raisiko  dia mba ho araka izay atoron'ny Fanahinao Masina.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0208