Sambatra izay mitomany
Sas: Sambatra 'zay mitomany
fa halàna alahelo. (Mt 5, 5)
1Raha nampody ny babo nankao Siôna lzy Tompo,
Mova tsy oh'tra ny olona lasa nofy izahay!
Tolatolaky ny hehy aoka izany er? tam'izay
Tsy niato ny hira sy kalo te0 am-bavanay!
2 Takoritsika re 'zao nataon'ireo firenena:
-Fa mba lalina indray 'ty nataon'ny Tompo azy ireol
Eny lalina ho'aho 'ty nataon'ny Tompo aminay!
Ka dia faly tokoa, haravoana moa raha ny anay!
3 Ampodio, ry Tompo, ny namanay mbola babo
Ho toa rano mahery mamaky efitra ireny!
Rah' mamafy no sendra tomany sy ranomaso,
Mbol hijinja ao anatin'ny hafaliana any aoriana!
4 Raha mandroso no sendra ka velon-tsento tomany.
Heo mpamboly mivoaka mandeha mamafy ny voa!
Mbola hiverina kosa avy any ireo, velon-kira,
ra milanja ny vokatra lasa mody any an-trano.
5 Eny isaorana indrindra ny Ray nitondra mba hody,
Ny Zanany tonga nitari-dalana anay!
Mbola isaorana toraka izany koa ny Fanahy.
Hasambaran'ny ory sy mpankahery ny malahelo.