Koa ny Tompo no anankino ny ahiahy

Nampiditra: Belle
Sokajy: Salamo, Fiainana mandrakizay,


  • Fihirana Vaovao p. "63
  • Fihirana Hasina p. "140
  • Vavaka sy Hira p. "290
  • Ankalazao ny Tompo p. "132
  • Fihirana Dera p. "218

Koa ny Tompo no anankino ny ahiahy.
 
1. Izy manko hamindra fo.

2. Izy hamafa ny helokao.

3. Dia ho dify anao ny loza.

4. Fa hatrakany manko ianao.

5. Fa ny Ray no mitahy anao.

6. Kristy efa toa antsika.

7. Ny Fanahy no kiadintsika.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0066 s.] - Hanohana anay