Ianao tokoa, ry Jesoa Tomponay, no ilay Mpamonjy an'izao tontolo izao.
(Sal. 116)
1. Derao ny Tompo, ry firenen-drehetra! Ankalazao Izym ry foko rehetra!
2. Fa aminay tsy mba lefy ny hatsaram-pony ary mandrakizay ny fahamarinany!