Derao ny Tompo, ry firenen-drehetra
Ianao tokoa, ry Jesoa Tomponay,
No ilay Mpamonjy an'izao tontolo izao.
 
1 Derao ny Tompo, ry firenen-drehetra!
 Ankalazao izy, ry foko rehetra!
 
2 Fa aminay tsy mba lefy ny hatsaram-pony
 Ary mandrakizay ny fahamarinany!

