Te hidera ny lalànao aho;
Mahatsiaro amin'ny alina ny anaranao, Tompo!
1. Mahatsiaro ny teninao amin'ny mpanomponao
Izay nataonao ho fanantenako.
2. Voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka,
Voninahitra anie ho an'ny Fanahy Masina.