Agny ro aba
Avy ééé
Avy é,agny ro aba
Andriamanitra andriananahary é
Ko faly é
Faly tegnany ho'aho ny aigna
Eko dia hagnatitsa ny saotsa é,ho fisaoranay tsy miegnina é amin'ny fahasoavanao rehambe,nomenao anay tsa miegnina Baba !
1-Eko dia atolotsa ee
Eko dia atolotsay Aba,agny aminao zay ny mofo
Ana-draha kely tsa sahaza,eny ho aho é
Feno vokatsy ny fon'ny mpianakaby,izao é
Vokatsy ny tany izao,raha mba hain'ny tagnanay
Agny ro aba,mba raiso é
Mba hanjary aigna mampitraoka ny aona aby!
Agny ro aba! Mba raiso é,hafaliagna!
2-Eko dia atolotse é
Eko dia atolotsay Aba, agny aminao ny divay.
Ana-draha kely tsa sahaza, eny ho aho é
Feno vokatsy ny fon'ny mpianakaby, izao é!
Vokatsy ny tany izao, ana-draha mba nandrokaka é
Agny ro aba! Mb raiso éee,mba hanjary ran'ny Jesoa hagnadio anay é
Agny ro aba! Mba raiso é,fa hafaleagna.

Nampiditra Honoret