Sambatra ny fon'izay matoky

Sambatra ny fon'izay matoky
An'Andriamanitra
Fa ny fiadanan-tsaina e
Sy ny haravoam-panahy
No manapitra ny androny e
Sambatra ny fon'izay matoky
an'Andriamanitra
Fa ny fiadanan-tsaina e
No manapitra ny androny

1. Esory, esory ny ahiahy
Tsy ho ao anatinao
Fa io no fefy misakana ny dianao e
Sambatra ny fon'izay matoky ....

2. Avelao ny ota fa manimba anao
Avelao ny ota fa mandratra anao
Avelao ny ota fa manimba anao
ka ajanony hatramin'ny anio izao
Sambatra ny fon'izay matoky ...
Nampiditra rayandoscj
Sokajy Fitokisana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1189