Ny Hazofijalian'ny Tompo
Ny Hazofijalian'ny Tompo ô ô no reharehan-tsika
Izy ilay namonjy antsika e, sy nanafaka antsika
Ao aminy ny famonjena ny fiainana
Fitsanganan-kovelona (in-2)
Maty Jesoa Tompo ô ô,noho ny otan-tsika
Izy ilay nifantsika e e, tamin’ny Hazofijaliana
Ka nefa nitsangan’Izy hanafaka antsika,
Izany no farafitiavana (in-2)
Tafajoro marina e e, Lakroa ny famonjena
Ilay manana porofo ô ô
Fa nitondra fandresena
(Pangalana) manontolo sy ny hafa firenena
Mivory handray ny famonjena (in-2)
Manàna fitokiana e, ry mpianatrin’ny Tompo
Ny Hazofijaliana e, hanavotana ny mpino
Ilay finoan-tsika fa velona
Na maty isika mbola ho velona (in-2)
PANTEKÔTY VAOVAO
( Diosezy Mananjary)