Fihirana Vaovao

Ireo hira ao anatin'io fihirana io.

# Pejy Lohateny
1 5 Efa nambaran'ny Tompo ny marina
Salamo
2 6 Lavitra akaiky
Hiran-damesa - Firaisam-pinoana
3 6 Miakara amy toerana ambony dia ambony
Fidirana - Fiaviana
4 7 Manantena Anao ny fanahiko
Salamo
5 7 Nantsoin'ny Ray hivory amin'ny anaranao izahay
Fifonana
6 8 Mionòna, mionòna
Fiaviana
7 8 Endrey, ny hafaliako
Salamo - Fiaviana
8 9 Toy ny erika mifafy
Tenin'Andriamanitra
9 11 Nanantena fatratra i Abrahama
10 11 Avia, ry Mpamonjy
Fiaviana
11 12 Diso taminao aho, Tompo ô
Fifonana
12 13 Tompo ô, asehoy anay ny hatsaram-ponao
Salamo
13 15 Mifalia isika e, fa akaiky ny Tompo
Salamo - Noely - Fiaviana
14 15 Injao misy feo miantso mafy
Salamo - Fiaviana
15 16 Amboary ny lalan'ny Tompo
Jesoa Kristy - Fiaviana
16 17 O ry vahoaka, mifalifalia
Andriamanitra Ray
17 19 Arotsahy re, ô ry lanitra ô
Fidirana - Fiaviana
18 19 Avia, ry Jesoa Tompo, avia re
Samihafa - Fiaviana
19 20 Tompo ô, miandry Anao 'zahay,
Salamo
20 22 Ry fanalahidy ô, ianao ilay mamoha
21 22 Tsy nisy nahita na oviana na oviana an'Andriamanitra
22 22 Ry Solofon'i Jese ô, ianao ilay faneva
23 23 Atrakao ny lohanareo
24 24 Ô ry Maria ô, voatendrin'Andriamanitra handova ny fiketrahan'i Davida razambeny
25 24 Nitotorebi-kafaliana ny mpiandry ondry
Noely - Masina Maria
26 24 Ry vahoakan'i Israely nanantena
Noely
27 25 Raha ilay nangina iny ny zavatra rehetra
Salamo
28 25 Indro ianao tonga atý an-taninay
Noely - Jesoa Kristy
29 26 Mifankatiava ianareo e, toy ny itiavako
Fiadanana
30 27 Sambatra ny mpiandry ondry
31 27 Mpamonjy no teraka ho antsika
Noely
32 28 Iaveh nilaza tamiko hoe
Salamo - Andriamanitra Ray
33 28 Misy zaza teraka ho antsika
Salamo - Noely
34 28 Hitanay i Kristy
Salamo
35 29 Voninahitra anie ho an'Andriamanitra any an-danitra any
Voninahitra
36 29 Teraka ho antsika i Kristy
Salamo - Noely
37 30 Ianao Andriamanitra Andriananahary
Voninahitra - Noely - Andriamanitra Ray
38 31 Azo Antoka
Noely - Ranombavaka
39 31 Ry Kristy nitafy nofo
Noely
40 31 Antsoinay hoe sambatra ianao, ry Maria
Masina Maria
41 32 Misy rantsana mitsiry amin'ny fototr'i Jese
Noely
42 32 'Lay zanaky ny Ray tonga nofo
Fiaviana
43 32 Hobiontsika ilay Mesia Mpamonjy an’izao tontolo izao
Noely - Fihobiana
44 33 Dibo-kafaliana ny ray
Salamo - Andriamanitra Ray
45 33 Fony mbola fahazaza
Salamo
46 35 Ianao, ry Kristy, no fototra
Jesoa Kristy
47 36 Ny tsodranon'Andriamanitra no homba anareo
Andriamanitra Ray
48 36 Satria ny olombelona nofo aman-dra
Samihafa
49 37 Ô, ry Andriamanitra Tompon'ny tontolo,
Andriamanitra Ray
50 38 Ry Fiangonana, Jerosalema vaovao
Noely
51 39 Ry Renin'ny miaiña
Masina Maria
52 40 Mitsangàna, ry Jerosalema
Noely - Jesoa Kristy
53 42 Tahaka ny ray mangoraka ny zanany
Salamo
54 42 Mamela heloka isan'andro
Fifonana
55 44 Rano miboiboika
56 45 Ilay tsiambaratelo niafina hatrizay
57 45 Momba anao, ry Jesoa Tompo, ny Fanahy
58 48 I Iaveh no mpiandry ahy
Hiran-damesa
59 49 Fa miaro sy mitsimbina Andriamanitra e
Trinité Masina
60 49 Ô ry lanitra ô, derao i Iaveh
Salamo - Fidirana
61 50 Ny Tompo no Fahazavana - Ho hitan'ny maso rehetra
Paka
62 51 Voninahitra anie, voninahitra anie ho an'ny Ray ao ambony tsy taza-maso etý
Voninahitra - Fihobiana
63 52 Efa renay, efa hitan'ny masonay
Fisaorana
64 52 Tiava e marina tokoa, dia ataovy izay tianao hatao
Jesoa Kristy
65 53 Ianao no hazavana
Jesoa Kristy - Batemy
66 53 Isan'andro vaky no aoka hisaorantsika e
Salamo
67 54 Ianao, ry Iaveh, mendrika hoderaina
Salamo - Andriamanitra Ray
68 54 Malakia, 'ndeha isika hankalaza ny Ray iombonantsika
Salamo
69 55 Sambatra loatra ny olo-mahantra
Samihafa - Salamo
70 55 E, mpandova an'Andriamanitra isika
71 56 Enga anie isika anio hihaino ny tenin'Andriamanitra
Salamo
72 58 Ianao no andrandraiko
Salamo
73 58 Marina, be fitiavana
Samihafa
74 59 Fo torotoro
Fifonana
75 59 Hisaotra ny Tompo Andriamanitra isika
Trinité Masina - Andriamanitra Ray
76 60 Miantsa anao eo anatrehan'ny anjely - Midera anao aho, ry Tompo ô
Salamo
77 62 Iaveh o, ianao no andry ianteherako
Salamo
78 62 Endrey, mba sambatra aho sy finaritra
79 63 Mitsangàna fa sasa-miandry
Salamo - Andriamanitra Ray
80 63 Koa ny Tompo no anankino ny ahiahy
Salamo - Fiainana mandrakizay
81 65 Fahasambarana sy fahamarinana Andriamanitra
82 65 Fahasambarana sy fahamarinana Andriamanitra
83 65 Raha ianareo 'zay ratsy aza
84 66 Efa nandramanay e fa tsara fo ny Tompo
Salamo
85 66 Ny hanao ny sitraponao
Salamo
86 66 Olombelona aho Tompo
Fifonana
87 67 Hanjaka ao am-pontsika anie, ny fiadanan'i Kristy
88 68 Nomen'Andriamanitra antsika ny anarany
Salamo
89 68 Nifoha vao maraina i Jesoa Tompo
Tononkira
90 69 Vonjeo 'zahay, ry Tompo ô vonjeo
91 70 Ray ô, Ray ô, ho tonga anie ny fanjakanao
Andriamanitra Ray
92 71 Ato anaty hantsana aho, ry Iaveh, no miantso Anao
Salamo
93 73 Izay tsy zakan'ny fiangonako
Salamo - Fifonana
94 73 Sambatra izay voavela heloka
Karemy
95 74 Hamaly ahy Izy
Vavaka hariva - Andriamanitra Ray
96 74 Masina ianao, ka iantrao izahay
Trinité Masina - Masina
97 75 Rainay an-danitra any, mba henoy e
Fifonana
98 79 Miverena amy (amin'ny) Tompo, ry firenen-drehetra
99 79 Ianareo 'zay (izay) lavitra taloha
Salamo
100 79 Ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra anie
Salamo
101 81 Mizotra ny lalako
Salamo - Fidirana
102 82 Midera anao izahay e - Kintana telonohorefy
Trinité Masina
103 83 Ialao ny taninao
Antson'Andriamanitra
104 83 Mba sambatra e izay mitia manompo
105 84 Izay misy ny harenareo no misy ny fonareo
106 84 Zavatra iray loha (Salamo 26)
Salamo
107 85 Tsarovinao, ry Tompo, ny famindram-ponao
Salamo - Fifonana
108 86 Raha misy olona nanota
Salamo
109 86 Tompo ô, tsy mendrika aho ny hidiranao ato amiko (Sal 50)
Komonio
110 87 Efako ny zavatra rehetra
111 88 Anareo ny zavatra rehetra
112 89 Mahatehotia, mahasondriana
Salamo
113 89 Hisaorana anie ny Tompo Andriamanitr'i Israely
114 90 Miravoa, Jerosalema
Salamo - Andriamanitra Ray
115 91 Ô ry Tompo tia anay
Hiran-damesa
116 91 Tsy ianareo no nifidy Ahy
117 92 Hitondra azy ilay Zanak'ondry
118 92 Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nahoana aho re no dia nilaozanao
Salamo - Karemy
119 93 Tsy ho ketraka aho, ô ry Tompo ô
Andriamanitra Ray
120 95 Mahita ny miafina ny Ray
121 95 Feno hafaliana aho raha nilazana hoe
Salamo
122 95 'Reo 'zay nantsoiny dia nohamarininy
123 96 Mamindrà fo, Tompo, 'ty mpanota mba iantrao
Salamo - Fifonana
124 97 Eny e, sasa-poana
Andriamanitra Ray
125 97 Andriamanitra ô, nahoana re ity aho no dia nilaozanao?
Salamo
126 98 Ry Jesoa Zanak'Andriamanitra mpanavotra ô,
Salamo - Fifonana
127 99 Mandehana ianareo amin’izao tontolo izao
Fanirahana - Antson'Andriamanitra
128 99 Ny teninao, Andriamanitra ô
Tenin'Andriamanitra
129 100 Velona aho satria ianao, ry Tompo ô, no velona ato amiko
Komonio - Jesoa Kristy
130 101 Mitondra sampan'ôliva
Karemy
131 101 Miderà, miderà an'i Iaveh
Salamo
132 103 Tiavo ny fahavalonareo
133 103 Ray ô, raha azo atao, esory lavitra ahy ity kalisy ity
Karemy - Jesoa Kristy - Andriamanitra Ray
134 104 Nifidy ahy ny Tompo
Antson'Andriamanitra
135 104 Nanao antsika ho mpisorona manjaka
Salamo - Jesoa Kristy
136 105 Ry vahoakako, 'zay mivavaka
Jesoa Kristy - Antson'Andriamanitra
137 105 Indray hariva izay
Komonio
138 105 Ô sambatra e izay mamindra fo,
139 106 Tompo ô, reharehanay
Paka
140 108 'Zay anjakan'ny fitiavana - Izay anjakan'ny fitiavana
Firaisam-pinoana
141 109 Nony nisasaka ny alina dia nisy niantso hoe
Noely
142 111 Tsy maintsy maty e i Kristy, mba hampiray ny zanak'Andriamanitra efa niely
143 111 Ry vahoaka, mba valio
Karemy - Jesoa Kristy
144 112 Midera anao 'zahay, ry Tompo Andriamanitray e
Andriamanitra Ray
145 116 Ry Ray ô, Ianao no anjarako ary lovako mandrakizay
Salamo
146 119 Aleloia, velona marina i Jesoa Tompo
Paka - Aleloia
147 122 Tompo ô, 'zany hafaliako
Komonio
148 122 Averina eto indray ny toky napetratsika
Fiekem-pinoana
149 123 Aleloia, isika natao batemy tao amin'i Kristy
150 123 Ankalazao ny Zanahary Ray
Salamo
151 124 Tsy hitsahatra hisaotra an'Andriamanitra isika
Jesoa Kristy - Fisaorana
152 125 Ity 'lay andro nataon'ny Tompo (1)
Salamo
153 127 Ny Anaranao, ry Iaveh no omem-boninahitra
Salamo - Fihobiana
154 127 Efa natsangan'Andriamanitra ho velona
Paka
155 128 Sambatra anie aho ka sambatra
Salamo - Komonio
156 128 Homeko ny herin’ny Fanahy ianareo
Salamo
157 129 Aleloia, voninahitra
Tenin'Andriamanitra - Paka - Aleloia
158 130 Aleloia, aleloia, aleloia. - Hobio ny Tompo ao an-tranony masina
Salamo - Fihobiana
159 130 Mino isika, fa raha miara-maty
Tononkira
160 133 Aleloia, resy ny fahafatesana!
Paka - Aleloia
161 134 Eran'ny tany, eran'ny lanitra
Salamo
162 134 Nitsangan-ko velona i Jesoa mpamonjy
Paka - Salamo
163 135 Nandao anao ela aho, Raiko ô
Fifonana
164 135 Ny voaary manontolo
Fidirana
165 137 Aleloia, Amen, derao ny Tompo
166 137 Handeha aho hanomana toerana ho anareo (Sal 15)
Salamo
167 138 Tompo ô, ny feonao hatry ny ela
Antson'Andriamanitra
168 138 Anaovy tononkira vao ny Tompo
Salamo
169 139 Ô izany diako, mahitsy hatrany re
Antson'Andriamanitra
170 140 'Lay (Ilay) niteraka antsika indray
Samihafa
171 140 Mpandova an'Andriamanitra isika, mpiray lova amin'i Kristy Zanany
172 141 Hirao ka hobio ny anaran'ny Tompo, aleloia
Salamo
173 141 Aleloia, hobio sy derao e izao ny Tenin'ny Tompo
Tenin'Andriamanitra
174 142 Derao, derao i Iaveh (Sal 117)
Salamo
175 143 Eny isaorana ho'aho Andriamanitra Ray
Fisaorana
176 143 O nivoha ny varavaran'ny lanitra
Tononkira - Salamo - Fidirana
177 144 Mba ho fantatr'izao tontolo izao fa tiako ny Ray
Jesoa Kristy
178 144 Mpianakavy isika
Fiadanana - Andriamanitra Ray
179 145 Ianareo, ry Anjelin'ny Tompo
Salamo
180 145 Sitrak'Andriamanitra e ny nampihavana ny olombelona taminy
181 145 Asandrato
Paka - Ranombavaka
182 146 Efa nomena ahy ny fahefana
Salamo
183 146 Mitehafa tanana, ianareo vahoaka - Nahoana ianareo no gaga
Jesoa Kristy
184 147 Miakatra an-danitra i Jesoa mpamonjy: aleloia
Salamo
185 147 Fa satria tia antsika e Andriamanitra
Andriamanitra Ray
186 147 Samia mihira ho an'Andriamanitra
187 148 Mitehafa tanana
Salamo - Fihobiana
188 149 Ho vavolombeloko manko ianareo
Fanahy Masina
189 150 Ray ô, aoka mba ho iray toa antsika ireo rehetra mino ahy
Tononkira - Masina Maria
190 150 Mifona aho re, mivalo aho
Fifonana
191 150 Fony vao nangiran-dratsy aho nitady Anao, ry Tompo
192 152 Henoy re, Tompo ô, ny fiantsoako anao
Salamo
193 153 Ianareo mpianatro no fahazavan'izao tontolo izao
Salamo
194 153 Handray ny Fanahy
Fanahy Masina
195 154 Hanambara ahy ny Fanahy
Tononkira - Masina Maria
196 154 Nameno an'izao tontolo izao ny Fanahin'i Iaveh
Salamo - Andriamanitra Ray
197 155 Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy
Fidirana - Fanahy Masina
198 155 Avia, ry Fanahy Masina ô, arotsahy re avy any an-danitra
Fanahy Masina
199 157 Irahin'ny Tompo ny Fanahy Masina: velombelona ny tany
Salamo
200 158 Andriamanitra ô, mba omeo anay ny Fanahinao mpanamasina
Fanahy Masina
201 158 'Ndeha hitsaoka an'Andriamanitra isika
202 158 Efa voarotsaka ao am-pontsika
203 159 Zovy no afaka hilaza fa nahita an'Andriamanitra ?
Fidirana
204 159 Ankalazao, ry Jerosalema, ny Zanaharinao
Salamo
205 161 Izao re no didiko: Mifankatiava ianareo
206 162 Antsao ny Andriamanitrao
207 162 Taorian'ny andro Pantekôty ny mpianatr'i Kristy
208 162 Dera sy laza
Salamo
209 162 Iray ihany e ny Raintsika rehetra
Masina Maria
210 163 Ny ra nalatsakao, ry Jesoa Tompo ô
Jesoa Kristy
211 163 Voninahitra sy dera, fankasitrahana ho anao, Tompo ô
Salamo
212 164 Indro tonga ao am-ponay, Ianao ry Jesoa ô
Komonio - Jesoa Kristy
213 165 Tonga ity 'lay andro soa 'zay nandrasako hatrizay
Komonio
214 165 Heni-kafaliana izany foko
Komonio
215 166 Ento ny jiogako, mianara amiko
Salamo - Karemy
216 166 Iza moa ianao, ry Jesoa Nazareana?
Jesoa Kristy
217 167 Omeo fitiavana
Fiadanana
218 168 E, sambatra isika fa afa-mameno
219 168 Tsy mila masoandro ny tanàna
220 168 Raha te ho sambatra ianao
Komonio
221 168 Feno fiderana anao izahay, ry Ray ô
Hiran-damesa
222 169 Aoka ho masina toy ny Rainareo ianareo
223 170 Ianao no aronay, ry Tompo, ampinganay ianao
Salamo
224 170 Moa ve tia ahy ianao?
Antson'Andriamanitra
225 171 Ie, ny teninao, ry Tompo, no teny mahavelona
226 171 Mba lehibe, ry Tompo Andriamanitra ô
Hiran-damesa
227 172 Izay manara-dia anao, ry Tompo, manome voninahitra ny Rainao
Salamo
228 173 Eny, sambatra tokoa
Salamo
229 173 Tompo ô, ny endrikao manilo ahy
Salamo
230 174 Tompo ô, iantrao 'zahay
Salamo
231 175 Be ny vokatra, Tompo ô
Antson'Andriamanitra
232 176 Fo madio no iriko, Andriamanitra ô, hanarahako ny lalanao
Salamo - Antson'Andriamanitra
233 176 Miandrandra anao, ry Tompo, ny malahelo
Salamo
234 177 Fantatry ny Ray ka entiny ao am-pony
Fidirana
235 177 Hobio, derao fa be indrafo ny Tompo tsitoha, aleloia
Salamo
236 178 Andriamanitra ô, mangetaheta anao ny fanahiko
Salamo
237 178 Avelao ny helok'izy ireo, ry Dada ô
Karemy
238 179 Jesoa Kristy Tompo, misaotra Anao 'zahay
Fisaorana
239 179 Isaorako ianao, ry Ray
Masina Maria
240 180 Voninahitra sy dera anie ho an'Andriamanitra loharanom-pitiavana
Voninahitra
241 180 Mihobia, miantsà an'Andriamanitra , e ry vahoakany
Salamo
242 180 Nasandratra ho eo ankavanan'ny Ray ny Zanak'Andriamanitra
Salamo
243 180 Mihobia, miantsà an'Andriamanitra, e ry vahoakany
Salamo
244 182 Matoa aho anie toy izao, eny ! matoa aho mbola mijoro
Hiran-damesa
245 183 E, ireo olon-tsotra tsy misy fitaka
246 183 Vatolampy no nanorenan'i Kristy ny Fiangonany
Salamo
247 183 Isika Raolombelona mifankatiava re,
248 184 Sambatra ny mpanompo tratran'ny Tompony miambina
Salamo
249 184 Andriamanitra ô ! Ny hadisoako ifonako
Fifonana
250 185 Ry Tompo, mba jereo 'zahay vahoakanao miandrandra anao.
Salamo
251 186 Ô ry Jesoa Kristy Tompo ô, harahiko ianao n'aiza n'aiza
Antson'Andriamanitra
252 187 Jerosalema ô, tanàna masina
Salamo
253 187 Ny voambary an-tany lonaka maniry sy mamokatra injato heny
254 188 Ho faly ianareo mandinika mitady ny Tompo tsitoha
Salamo
255 190 Dera sy laza anie ho anao, ry Tompo Mpandresy
Fihobiana
256 190 Endrey, mba mahafinaritra loatra izany mpianakavy
Salamo - Hiran-damesa
257 191 Mba sambatra ireo 'zay voafidinao, ka honina ao an-dapanao
Salamo
258 191 Antoka ho antsika ny Fanahy
Fanahy Masina
259 192 Fa Andriamanitra anie dia fitiavana e
Salamo
260 192 Hafaliana lehibe no mameno ny fonay
261 193 Ataovy manakoako ny hoby
Fidirana
262 194 Iza moa, ry Tompo, no honina ao an-tranonao?
Salamo - Fiainana mandrakizay
263 195 Ny tananao, ry Tompo, mamelona isan'andro ny zanakao
Salamo
264 195 Ny andro niantsoako ny anaranao, nanoina ianao, Tompo ô
Salamo
265 196 Aza mitsara ianareo mba tsy hotsaraina
Tononkira
266 196 Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny rakitra nafenina tany an-tsaha
267 197 Sambatra loatra tokoa ianareo 'zay mitana ny didy
Samihafa
268 198 Aleloia! Teny mahatoky tokoa
Aleloia
269 199 Deraontsika tsy tapaka Andriamanitra
Andriamanitra Ray
270 199 Mifankatiava e, toy ny nitiavako anareo
Fiadanana
271 200 Ny vahoakan'Andriamanitra anjara lovany, ka sambatra tokoa
Salamo
272 200 Tsarovy, ry Iaveh, ilay fanekena nataonao fahiny tamin'ny vahoakanao
Salamo
273 201 Misaotra Anao aho, ry Ray ô, noho Ianao nanafina ny tsiambaratelonao tamin'ny olon-kendry
274 202 Lehibe ny Tompo ka derao, ry fanahiko - Dia hidera anao aho, ry Tompo
Salamo
275 202 O! Kristy ô! mino anao ny tanindrazanay
Jesoa Kristy - Andriamanitra Ray
276 203 Vatolampy tsy mikoro
277 204 Tamin'ny Teniny no nahariana ny zava-drehetra
Salamo
278 205 Misaora ny Tompo ianareo voafidiny
Tononkira - Masina Maria - Fisaorana
279 205 Ianao no Piera solontenan'izy Tompo
Samihafa
280 208 Misaotra anao 'zahay, Andriamanitra ô
Hiran-damesa - Fisaorana
281 208 Omeko anareo ny fiadanako
Fiadanana
282 209 Andriamanitra fitiavana ianao
Andriamanitra Ray
283 210 Rano ô, rano maherin'ny Fanahy Masina
Fanahy Masina - Batemy
284 211 Mba sambatra izay tsy manan-tsiny
Salamo
285 212 Ao e ny Tompo, mitady anao Izy e.
Hiran-damesa
286 213 Andriamanitra indreto ny tananay izay mifandray - Iray vatsy
Fiadanana
287 214 I Kristy no naharian'Andriamanitra an'izao rehetra izao
Salamo
288 215 Mitsangàna ka banjino
Karemy
289 215 Tantano, Tompo, 'zany dianay
290 217 Mitsangàna ianareo 'zay matory
Salamo
291 220 Ampitomboy ao aminay ny fahazavanao, ry Fanahy
292 220 Ny Firenen-drehetra no navotanao
Salamo
293 221 Ny razantsika hendry sy lalim-pandinihana
Firenena
294 222 Arovy izahay fa zanakao
Ranombavaka
295 223 Nitsangan-ko velona
Paka
296 223 Ety an-tany iray finoana, ary any an-koatra iray lanitra
Fiadanana
297 224 Raha mitana ny heloka ianao, Tompo ô
Salamo - Karemy - Fifonana
298 224 Tompo ô, lehibe marina ny fitiavanao anay
Jesoa Kristy - Hiran-damesa
299 225 Mitsimbina antsika zanany Andriamanitra Ray e
Andriamanitra Ray
300 227 Tsy misy zava-miafina eo anatrehan'Andriamanitra
301 227 Indro ny Mpamonjy mitady anao
Fiainana mandrakizay
302 228 Andeha hiseho anoloan'Andriamanitra
Fidirana
303 228 Mifona aho Aba
Fifonana
304 229 Aleloia, miderà an'i laveh
Andriamanitra Ray - Aleloia
305 230 Andriamanitra dia fitiavana, fitiavana mandrakizay
Andriamanitra Ray
306 231 Jerosalema, ianao Siôna
Salamo
307 231 Tsy manodoka e ny fanantenana
Andriamanitra Ray
308 232 Marina be fitiavana
Andriamanitra Ray
309 233 Miambena ary mivavaha isika
Tononkira - Masina Maria
310 234 Aoka tsy hatahotra na hangorohoro ny fonareo
Salamo
311 236 Tsara raha ny mpirahalahy
Salamo - Fiadanana
312 237 Fitiavana mandrakizay
313 238 Fantatrao, Ray ô, izay nafeniko hatrizao
Fifonana
314 240 Niakatra any an-danitra i Jesoa Kristy Tompo
315 240 Mbola ho avy ny Tompo
Jesoa Kristy - Fiaviana
316 241 Ny lalana e, fantatray ny lalana mankany amin'ilay fahasambarana
317 242 Tsy zakan'ny olombelona novesaran'ota ny marina
Hiran-damesa
318 243 Avia ianareo nosoavin'ny Raiko
Salamo
319 243 Nihorohoro sy nangina ny tany
Paka
320 244 Tsy menatra ny Evanjely aho
321 244 Amin'ny andro hiverenan'ny Zanak'olona
322 244 Toy ny ampakarina ny Fiangonana
Samihafa - Salamo
323 245 Avia, ndeha isika hihoby ny Tompo
Salamo
324 245 Ô, avereno aminao izahay, ry Andriamanitra Ray
Salamo
325 245 Ry vahoaka voafidy
Salamo
326 246 Ankohonan'Andriamanitra isika!
327 246 Ry Tompo Andriamanitry ny lanitra, mba ho iray anie izy rehetra
Samihafa
328 248 Tompo iray e, finoana iray e, batemy iray e
Firaisam-pinoana
329 248 Ny teninao Tompo o! no faniloko
Tenin'Andriamanitra
330 248 Nandray anao, ry Tompo
Jesoa Kristy - Andriamanitra Ray
331 249 Misandrata, mamirata
Jesoa Kristy
332 249 Kristy no hazavana manilo firenena
333 250 Ry Kristy ô, masoandro miposaka avy any ambony!
Tononkira
334 250 Tompo ô, hitako maso
335 251 Zozefa - Jôsefa mpitaiza an'i Jesoa
Olomasina - Md. Josefa
336 251 Jôsefa be voninahitra - Zôzefa
Olomasina - Md. Josefa
337 252 Mba sambatra 'zay matahotra ny Tompo re
Salamo
338 253 Ny anjely Gabriely niarahaba an'i Maria
Masina Maria
339 255 'Zay - Izay manandra-tena dia haetry
340 256 Izay mamboly sy izay manondraka
Salamo
341 256 Mendrika anao Andriamanitra - Teny mahafaly no torio
Salamo - Andriamanitra Ray
342 257 Alokalofan'ny Tompo (Salamo 126)
Salamo
343 258 Tonga nizara ny mofo ianao, ô ry Tompo ô
Komonio
344 258 Izay - 'Zay manolotra an-kafaliana no sitrak'Andriamanitra
Salamo
345 259 Nirahina hitory vaovao mahafaly i Kristy
Salamo
346 260 Ny voa nafafy e tsy maintsy maty
Salamo
347 261 Nanambara i Joany nanao hoe: eo afovoanareo misy anankiray tsy fantatrareo
348 261 Ho voninahitra ho an'ny Raiko tokoa ianareo
Salamo
349 262 Midera anao sy misaotra anao e 'zahay Andriamanitra ô
Salamo
350 263 E faly mihoby sy mankalaza Anao ‘zahay Ray ô
Fisaorana
351 264 Handohalika amin'ny anaran'i Jesoa avokoa
Salamo
352 265 Vatofototra roa ambin'ny folo
353 266 Lehibe ny Tompo ka derao, ry fanahiko - Ny foko midera ny Tompontsika
354 267 Mipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra i Kristy
Salamo
355 268 Raha tsy miaritra ny fahoriana isika (Salamo 114)
Salamo
356 268 Miara-dalagna (dalaña) amintsika isan'andro
Samihafa - Andriamanitra Ray
357 269 Mankalaza ny Tompo ny fanahiko
Masina Maria
358 270 Nampakarina any an-danitra i Maria: ravoravo ny tafiky ny anjely
Masina Maria
359 270 Nandinika ny zavatra rehetra momba an'i Jesoa i Maria Reniny
360 271 Mpanjakavavin'ny lanitra, mivavaha ho anay
Masina Maria
361 272 Mientan-kafaliana aho eo anivon'ny fahorian-drehetra - Izaho midera ny Tompo izay nanafaka ahy
Salamo - Jesoa Kristy - Andriamanitra Ray
362 272 Orimbaton'ny famonjena
Jesoa Kristy
363 273 Fantatro ilay nametrahako ny fitokiako
Salamo
364 273 Avelao ny helokay
Ranombavaka
365 274 Nofidina isika, mba hitory ny hatsaran'ilay niantso antsika
366 275 Tany an-tendrombohitra ny Tompo
Samihafa - Jesoa Kristy
367 276 Sambatra izay noana
Salamo
368 276 Tompo ô, omeo fiadanana mandrakizay
Fiainana mandrakizay
369 277 Eny e! Tsy tonga ho an'ny olomarina i Kristy
Salamo - Fifonana
370 278 Ianao no hazavana sy vonjy ho ahy
371 279 Mankanesa any amin'ny Tompo ianareo 'zay mitondra fahoriana
372 279 I Kristy no vato fehizoro
Salamo - Jesoa Kristy
373 279 Matoky anao 'zahay, matoky anao, ry Tompo
Salamo
374 279 Tonga sahady ankehitriny izao ny andro
Salamo - Fiainana mandrakizay
375 279 Omeo fiadanana 'reo efa nodimandry
Salamo - Fiainana mandrakizay - Fandevenana
376 280 Tsaroako e ny vitan'ny Tompo fahiny
Vavaka hariva
377 280 Fa natory izany Tompo, tao an-tsambo niampitana
Samihafa
378 281 Izao fisarahana izao tsy haharitra mandrakizay
Fiainana mandrakizay
379 282 O ry Ray ô... mba iantrao ireo havanay
Jesoa Kristy - Fiainana mandrakizay - Andriamanitra Ray
380 282 An'ilay Zanak'ondrin'Andriamanitra anie ny hery sy ny laza
Jesoa Kristy
381 283 Ô, ry Jesoa ô, tsaroanao ve?
Jesoa Kristy - Fandevenana - Fahafatesana
382 283 Tsarovy, ry Kristy, fa mba nihoron-koditra
383 283 Eo am-pelatananao, Andriamanitra ô
Fiainana mandrakizay - Fandevenana - Fahafatesana
384 283 Any an-danitra any no fonenako
Fiainana mandrakizay - Fandevenana - Fahafatesana
385 284 Izaho no fananganan-ko velona
Fiainana mandrakizay - Fandevenana - Fahafatesana
386 285 Ray ô, eo am-pelatananao ny fanahiko
Fiainana mandrakizay
387 285 Santatr'ireo 'zay nodimandry e ny Tompo
Fiainana mandrakizay
388 285 'Ty tany ity fandalovam-bahiny
Fiainana mandrakizay
389 286 Feno hafaliana ny foko raha nilazana hoe
Salamo - Fidirana
390 286 Na aiza na aiza iangonan'ny olona roa na telo
391 287 Ny fanomezan-tsoa sy ny fiantsoan'Andriamanitra
Masina Maria
392 287 Ny fianakavian'i Jesoa Tompo dia ireo manatontosa
Tononkira - Masina Maria
393 287 Avia, midina, ry Fanahy ô, Fanahy mpankahery
Ranombavaka - Fanahy Masina
394 288 Kintan'ny ranomasina, Masina Maria Reninay
Masina Maria
395 288 Nanomana vehivavy iray mendrika ho renin'ny Zanany Andriamanitra,
396 289 Ianao no tabihan'i Jerosalema
397 289 Andriamanitra Ray Zanahary Tompo
Noely
398 289 Sambatra ireo tsy nahita zavatra igagana
399 290 Zanak'Andriamanitra ny Zanakao, ry Maria
Masina Maria - Masina Maria
400 290 Zanak'Andriamanitra ny Zanakao, ry Maria
Masina Maria - Masina Maria
401 291 Maria Reny mpampihavana ô
Masina Maria
402 291 Masina Maria ô, Renin'Andriamanitra
Masina Maria
403 292 Ho tampoka ny fiavian'ny Tompo
Salamo - Fiaviana - Fiainana mandrakizay
404 292 Hobio i Iaveh, ry tany tontolo fa madrakizay ny fitiavany
Salamo
405 293 Voninahitra anie ho Anao, ny namoronanao anay
Andriamanitra Ray
406 294 Tsy ny mofo ihany e no iveloman'ny olona
407 294 Andriamanitra ô, miantso anao aho, te hihaona aminao
Salamo
408 294 Kristy velona, Kristy Zanaka
Paka - Fidirana
409 295 Ô ry vahoaka, hobio Andriamanitra
410 295 Derao ny Tompo any an-tampon'ny lanitra
Salamo
411 296 Ry Tompo Andriamanitra ô, ravoravo izahay
412 297 Hisaorana anie ny Tompo Andriamanitr'i Israely
413 297 Izany no Vaovao mahafaly
414 299 Ry Fanahy Masina, avia midìna
Fanahy Masina
415 299 Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, ianao no hany tiako
Fihobiana
416 300 E, Tompo ô, toiñonao ‘zao kaika ‘zao
417 300 Ianao no mpisorona mandrakizay - Hoy ny Tompo tamin'ny tompoko
418 300 Izaho midera ny Tompo amin'ny foko tontolo
Salamo - Jesoa Kristy - Andriamanitra Ray
419 301 Aleloia, derao ny Andriamanitsika
420 301 Hofafazako rano ianareo dia hadio ny fahotanareo
Fanahy Masina
421 302 Mankalaza e mankalaza
Masina Maria - Fisaorana
422 304 Hatory am-piadanana aho : matoky ny foko.
Salamo
423 304 Masoandro iva dia iva
Vavaka hariva
424 305 Ianao, Andriamanitra itokiako
Salamo - Andriamanitra Ray
425 306 Tompo ô, ampianaro mivavaka izahay
Salamo
426 306 Misaora ny Tompo, ry mpanompon'i Iaveh
Salamo - Fisaorana
427 307 Andriamanitra no tokiko ka tsy misy atahorako
Fidirana
428 307 Vonjeo 'zahay, ry Tompo, raha mbola tsy matory
429 308 'Zaho ('zahay) miarahaba
Masina Maria
430 310 Avia hitsaoka ny Zanak'Andriamanitra
Salamo - Masina Maria
431 310 Tany Fatimà ianao, ry Maria ô, nanafatra hoe
Masina Maria
432 311 Mananjara ianao Maria
Masina Maria
433 312 Andriamanitray andrain'ny masonay
Andriamanitra Ray
434 312 'Nty aho mpanompovavin'ny Tompo - 'Ty aho mpanompovavin'ny Tompo
Salamo
435 313 Rehefa / Rahefa tonga ny fotoana dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany
Fisaorana
436 314 Mivavaha lalandava, misaora amin'ny zavatra rehetra,
Salamo
437 314 Talohan'ny nahafatesany i Jesoa
Salamo
438 314 Sambatra ianao e nino ny Tompo
Salamo
439 315 Aleloia, Arahaba, ry Renin'Andriamanitra
Masina Maria - Aleloia
440 316 Tany Betilehema dia niteraka ny Zanany Lahimatoa i Maria - Betlehema
Aleloia
441 316 Hiteraka Zazalahy ny Virjiny
Masina Maria
442 316 Ny Tenin'ny Ray mahefa 'zay tonga nofo e, no indro fa miara-monina amintsika
Noely
443 317 Ry Emanoela ô, 'lay nanao ny fitiavana ho lalàna vaovao,
444 317 Ry Mpanjakan'ny tontolo ô, ianao ilay nirina hatramin'ny elabe izay
445 317 Ny masoko nahita ny famonjena avy aminao, ry Andriamanitra
446 317 Nony tonga ny fetr'andro voatendrin'Andriamanitra
Aleloia
447 317 Mifohaza ianareo 'zay matory
448 319 Reny mpitari-dalana ô, ry Masina Maria
Masina Maria
449 319 Ry Renin'Andriamanitra ô
Masina Maria
450 320 Ny Fanahy Masina no hidina ao aminao
Salamo
451 320 Namoaka didy ny mpanjaka
Salamo
452 321 Nijoro teo am-pototry ny hazo nifantsihan'i Jesoa i Maria Reniny
Salamo
453 321 Noraisintsika ny Fanahy nananganan'Andriamanitra antsika ho zanany
454 323 Fa Zanaky ny Avo 'lay Masina naterakao
Masina Maria
455 324 Manetry ny mpanapaka sy manandratra ny tsinontsinona
456 324 Ho an'izay voaantso, dia i Jesoa Kristy no hery
457 324 Niray saina ny mpianatr'i Jesoa
Masina Maria
458 324 Nitodihan'ny Tompo i Piera, dia velom-panenenana, nitomany fatratra.
459 324 Maty ho antsika i Kristy
460 324 Izay mandray anareo, mandray ahy
Masina Maria
461 325 Ny Fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny lalivay
Tononkira - Masina Maria
462 325 Ray ô, raha tsy azo esorina amiko ity kapoaka ity
463 325 Ry Tompo ô, nantsoiko Ianao ka nanasitrana ahy
464 326 Ô Maria, mba tantano hatrany
Tanora - Masina Maria
465 327 Sambatra, hoy ny Tompo, izay mahantra
Samihafa
466 327 Amin'ny anaran'i Jesoa, aoka hiaiky ny velona rehetra
Salamo
467 327 Izaho no Mofon'ny fiainana, hoy ny Tompo
Komonio
468 328 Ny voninahitr'Andriamanitra Ray hamirapiratra eo amin'i Kristy
Salamo
469 328 Ny vato natsipin'ny mpanorin-trano
Salamo
470 328 Ny hatsaram-pon'ny Tompo manerana ny tany
Fisaorana
471 328 Isika no tempolin’Andriamanitra
Fisaorana
472 329 Aza matahotra ianareo: mitady an'i Jesoa ianareo
473 329 He, nasandratra. Nasandratr'Andriamanitra ny Tompo
Paka
474 331 Fa tany am-boalohany
475 331 Anatrehanao, ry Ray, mitsaoka anao izahay
Trinité Masina - Andriamanitra Ray
476 332 Rahefa tafasandratra hiala amin'ny tany aho
Salamo
477 332 Ray ô, hohamasinina anie ny Anaranao
Salamo - Andriamanitra Ray
478 333 Manjaka Andriamanitra. Aleloia, aleloia!
Jesoa Kristy
479 334 Izay rehetra tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra
480 334 Hisaorana anie Andriamanitra Ray
Paka
481 334 Ray ô, amin'ny anaran'i Jesoa, iraho ny Fanahinao
Fanahy Masina
482 334 Sambatra kokoa izay manome noho izay mandray, hoy ny Tompo
483 337 Manatòna ny hôstia
Komonio
484 338 Isaorana Ianao Andriamanitra ô
Fisaorana
485 346 Fa anao ny fanjakana
Fanolorana - Ranombavaka
486 349 Voninahitra, fiadanana
Fihobiana
487 349 Mino aho, ry Tompo, ampitomboy ny finoako
Fiekem-pinoana
488 349 Zanak'ondrin'Andriamanitra
Zanak'ondry
489 349 Masina Ianao, ry Tompo
Masina
490 350 Masina, masina, masina, ny Tompo Andriamanitry ny tafika
Masina
491 350 'Zaho mino an'Andriamanitra 'zay nahary 'zao rehetra
Fiekem-pinoana
492 350 Voninahitra ho an'ny Tompo any ambony
Voninahitra
493 351 Intý e 'lay Zanak'ondry
Zanak'ondry
494 351 Mino aho, Tompo ô, Andriamanitra tokana
Fiekem-pinoana
495 352 Masina ianao, Andriamanitray
Masina
496 352 'Zaho mino an'Andriamanitra (2) Tompo nahary ny tany sy ny lanitra
Fiekem-pinoana
497 353 Voninahitra, ho anao ry Andriamanitra ô - fiadanana ho an'ny olona tsara sitra-po
Voninahitra
498 354 Voninahitra anie ho an'Andriamanitra any amin'ny avo indrindra - mihoby ny hasinao
Voninahitra
499 354 Tompo ô, mamindrà fo aminay e, fa nirahin'ny Ray Ianao
Fifonana
500 355 Nijaly sy maty ho anay ianao, Kristy ô
Paka - Jesoa Kristy
501 355 Ry Zanak'Ondrin'Andriamanitra ô
Zanak'ondry - Hiran-damesa
502 355 Manambara ny nahafatesanao 'zahay, Tompo ô
Hiran-damesa
503 355 Aleloia, dera sy laza ho anao, ry Ray
Aleloia
504 355 Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra
Masina
505 356 Tompo ô, mamindrà fo aminay - Ianao 'lay tonga hampihavana anay amin'ny Rainao
Fifonana
506 356 Voninahitra ho an'Andriamanitra any an-danitra mandrakizay
Voninahitra
507 357 Ny Ray ao an-danitra, omeo voninahitra
Voninahitra
508 357 Mino aho, Tompo, mino tokoa
Fiekem-pinoana
509 358 Hanatona ny ôtely aho
Salamo - Komonio
510 358 Hanatona ny ôtelinao
Fidirana
511 358 Andeha isika hiara-dia, Ô ry vahoaka izay manerana ny tany
Salamo
512 359 Agny ianao Zagnahary
Andriamanitra Ray
513 359 Ry olombelona ô, izao no tadiavin'Andriamanitra aminao
514 359 Vory eto izahay
Fidirana
515 360 Ny lamesa dia sorona iderana ny Tompontsika
Fidirana
516 360 Handeha an-kafaliana hanatrika an'Andriamanitra aho e
Fidirana
517 361 Sambatra ny ory e
Samihafa - Salamo
518 361 Hanatona ny ôtely masina aho, hanatona ny ôtelin'i Iaveh
Trinité Masina - Fidirana
519 361 Enga anie ianareo anio, hihaino ny Tompo
Salamo
520 362 Ry Tompo Andriamanitra Rainay, henoy ny antsonay
Fanolorana
521 362 Andriamanitra ô, raiso ny tolotray
Fanolorana
522 362 Ry Tompo Zanahary ô, indro ny pretranay
Fanolorana
523 363 Ny mofo atolotry ny pretra
Fanolorana
524 363 Jereo an-tanan'ny Pretranao
Fanolorana
525 363 Atolotray ny tenanay miaraka amin'ny hostia
Fanolorana
526 364 Andriananahary ô, mba tsinjovy ity vahoaka manoloana
Fanolorana
527 364 Mofo sy divay e no atolotray aminao, ry Tompo
Fanolorana
528 365 Midìna, ry anjely masina
Fanolorana
529 365 'Ndreto izahay, Tompo ô, hanolotra sorona
Fanolorana
530 365 Atolotray, ry Tompo, ny mofo sy ny divay
Fanolorana
531 366 Anao, ry Tompo, ny zava-drehetra
Fanolorana
532 366 Atolotra anao e, ry Tompo, ny ahiahim-ponay
Fanolorana
533 366 Mba raiso re, ry Ray, ny mofo sy divay
Fanolorana
534 367 Atolotro anao, Andriamanitra ô
Fanolorana
535 367 Tompo ô, mba jereo ny tolotray zanakao
Fanolorana
536 367 Raiso, hamasino ny soronay, ry Tompo
Fanolorana
537 368 Avia, ry Jesoa, avia
Komonio
538 368 Tsy ny (ahiahy) ahiahin'izao tontolo izao
Hiran-damesa - Antson'Andriamanitra
539 369 Jesoa 'zahay mitsaoka anao
Sakramenta Masina
540 369 Ny finoana marina mahay mahita Anao
Sakramenta Masina - Komonio
541 370 Dony ny hira fanajana
Komonio
542 370 Derao ny Tompo Tsitoha mitoetra anaty hôstia
Sakramenta Masina
543 370 Mba tiako ny tranonao, ry Jesoa
Komonio
544 371 Miaraka amin'ny anjely maro
Komonio
545 371 Mino mafy aho
Komonio
546 371 Ny kalisim-pisaorana 'zay raisintsika... Mampiombona antsika
Komonio - Hiran-damesa
547 372 Vonona aho Tompo, hiaraka aminao
Komonio - Antson'Andriamanitra
548 373 Ny foko, ry Andriamanitra
Komonio
549 373 Jesoa mikaroka mpiasa vaovao
Antson'Andriamanitra
550 373 Mistery iankohofana
Komonio
551 374 Inty ny ora sarobidy
Komonio
552 374 Faingàna re, ry ora sarobidy
Komonio
553 374 Fankasitrahana sy fiderana
Andriamanitra Ray
554 375 Mba mamy ny anjaran'ny naman'i Jesoa
Komonio - Jesoa Kristy
555 375 Mino anao 'zahay, ry Jesoa Hôstia
Komonio
556 375 Ry Jesoa Kristy Tomponay, ao anatin’ny Eokaristia
Komonio
557 376 Mino 'zahay, ry Jesoa, fa Ianao tokoa no herinay
Komonio
558 376 Ry Tomponay Mpanjakanay rehetra
Komonio
559 376 Raha misy mangetaheta, aoka izy hanatona ahy
Salamo
560 377 Mba mamiko 'ty trano 'ty
Komonio
561 377 Raha tonga ny andro farany
Fiainana mandrakizay
562 378 Faly ny fonay anio
Komonio
563 378 Misaotra anao, Jesoa hôstia
Komonio
564 379 Aniraho mpijinja, Tompo ô, ireo vokatrao marobe
Antson'Andriamanitra
565 379 Finaritra ny fo matoky anao
Komonio
566 379 Efa amiko i Jesoako
Komonio
567 379 Ny foko manome hasina Anao
Komonio
568 380 Diovy aho, Tompo ô, sasao madio ny tenako
Komonio - Fifonana
569 380 Fiadanana e, homba antsika mianakavy anie ny fiadanana
Fiadanana
570 380 Olona afaka isika
Hiran-damesa
571 383 Jesoa, Maria sy Zôzefa (Josefa) mpitaiza
Olomasina - Md. Josefa - Masina Maria
572 383 Mesia sy Mpamonjy
Fidirana - Fiaviana
573 384 Ahiratray ny masonay
Hiran-damesa
574 384 Ny anjely any an-tsaha
Noely
575 384 Endrey 'ty tranon'omby
Noely - Jesoa Kristy
576 385 Efa nisava ny haizina
Noely
577 385 Nahoana re manjelatra ny tany
Noely - Jesoa Kristy
578 386 Avia, ry mpino, miravoravoa
Noely
579 386 Efa teraka ao Betlehema (Betilehema)
Noely
580 387 Faingàna, rey olona
Noely
581 387 Teraka anaty tranon'omby
Noely
582 388 Alina masina, mifalia, mihobia
Noely
583 389 Henoy ny antsonay anjely havanareo
Fiainana mandrakizay
584 390 Tsofy rano, Tompo ô
Fanambadiana
585 390 Kintana vao mamirapiratra
Noely
586 391 Izaho efa kristianina
Batemy
587 392 Manatòna, rey vahoaka
Karemy - Fifonana
588 393 Ey, ny heloka nataoko
Karemy
589 393 Izaho koa tsy manameloka anao
Salamo
590 394 Kristianina, mihevera
Karemy
591 395 Maty ny Tompontsika
Karemy
592 395 Jereo tsara an-tampon'i Kalvery
Karemy
593 396 Matoa aho nijaly sy maty
Karemy
594 396 Masìna ianao, ry Hazo
Karemy
595 398 Manjakà, ry Jesoa, manjakà, ry Kristy
Jesoa Kristy
596 398 Tsara ny mankalaza Anao, ry Iaveh
Salamo
597 399 Maro ny vokatra, Tompo
Salamo - Antson'Andriamanitra
598 399 Ny feonao miantso ankizy malagasy
Antson'Andriamanitra
599 400 Mangetaheta famonjena
Antson'Andriamanitra
600 400 Fantatrao, ry Reny tsara
Masina Maria - Antson'Andriamanitra
601 401 Derao i Jesoa fa nandresy
Jesoa Kristy
602 402 Amin'ny andron'ny Tompo, aleloia
603 402 Midìna atý, Fanahy Zanahary
Fanahy Masina
604 402 Fanahy Masina, midìna
Fanahy Masina
605 403 Isaoranay ianao Zanahary
606 403 Ianao, ry Trinite Masina
Trinité Masina
607 403 Natokan'ny Ray noho ny fitiavany isika
608 404 Tsy hitsahatra hidera
Trinité Masina - Andriamanitra Ray
609 404 Mba lehibe, ry Tompo, ny asanao
Andriamanitra Ray
610 404 Mamiko indrindra Ianao, ry Tompo ô
Salamo
611 405 Fo masin'i Jesoa Mpamonjy
Fo Masin'i Jesoa
612 405 Ry Jesoa malemy fanahy
Fo Masin'i Jesoa
613 405 Ny feonao miantso ahy
Jesoa Kristy - Fo Masin'i Jesoa
614 405 Ry Fon'i Jesoa mirehi-pitiavana
Jesoa Kristy
615 406 Ny Fonao, ry Jesoa ô
Jesoa Kristy - Fo Masin'i Jesoa
616 406 Ny foto-diako etý an-tany
Jesoa Kristy - Fo Masin'i Jesoa - Andriamanitra Ray
617 407 Andriamanitra nahary no tiavo
618 407 Lalina ho ahy, ry Tompo Andriamanitra
Hiran-damesa
619 408 Ry tany, mihainoa
Andriamanitra Ray
620 408 Tsara loatra endrey ny anjarantsika
Fiainana mandrakizay
621 409 Mba mihainoa ianao izany teny mahasoa
Andriamanitra Ray
622 409 Avia, ry Jesoanay, avia Mpamonjinay
Komonio
623 410 Miderà an'Andriamanitra
Vavaka hariva - Andriamanitra Ray
624 410 Ny taniko ny lanitra
Jesoa Kristy
625 411 Ry Tompo ô, 'reo mpanomponao
Fifonana
626 411 Mihelina avokoa
Hiran-damesa - Fiainana mandrakizay - Fandevenana - Fahafatesana
627 411 Ny vavaka ataontsika
Samihafa
628 412 Tompo ô, 'nty aho notadiavinao
Antson'Andriamanitra
629 413 Iaveh ô, na aiza na aiza
Salamo
630 413 Sambatra izay matoky an'i Iaveh
Fidirana
631 414 Taloha ela izay tany Galilea
Masina Maria
632 414 Reny jereo 'zahay miangona
Masina Maria
633 415 Andro iray toa zato
Masina Maria
634 415 Madio itony rano mikararana re
Masina Maria
635 415 Finaritra tokoa ny olona
Masina Maria
636 416 Aterinay anatrehanao, Reny
Masina Maria
637 416 Asandrato i Maria
Masina Maria
638 417 Izahay e ravoravo
Masina Maria
639 417 Ny tranonao masina
Masina Maria
640 417 Any an-danitra anjakanao, ry Tompovavy mamiko
Masina Maria
641 418 Ho hitako i Maria Reny tsara
Masina Maria
642 418 Efa tonga ny volan'i Maria renintsika
Tanora - Masina Maria
643 418 I Maria no kintana mitarika anay
Masina Maria
644 419 Henoy tsara, anaka
Masina Maria
645 419 Ankininay aminao, Reny
Masina Maria
646 419 Efa maty ny masoandro
Masina Maria
647 420 Mba fotsy manjopiaka
Masina Maria
648 420 Tsarovinao, reny tsara, fa izahay zanakao
Masina Maria
649 420 Ry Maria Reninay ô, 'ty ny zanakao banjìno
Masina Maria
650 421 O Maria e, vonjiko
Masina Maria
651 421 Ny zanakao, Masina Maria
Masina Maria - Fifonana
652 421 Reny mazava fo, Maria
Masina Maria
653 422 Velom-panantenana ny zanakao
Masina Maria
654 422 Mpanjakavavin'i Madagasikara, mivavaha ho anay
Masina Maria
655 422 Mivory eto anio 'zahay zanakao
Masina Maria
656 423 Hankany an-danitra aho, hahita an'i Maria
Masina Maria
657 423 Asio voninkazo ny lapan'i Maria
Masina Maria
658 423 Misononoka mora miakatra an-danitra any
Masina Maria
659 424 Ny masoandro raha takariva
Vavaka hariva - Masina Maria
660 425 Manaitra sy mampangovitra
Md. Josefa - Fiainana mandrakizay
661 425 Mpiaronay be fahefana
Md. Josefa
662 425 Ianao vady (masina) masin'ny virjiny Maria
Md. Josefa
663 426 Ry Tompo ô, tahionao 'zahay
Firenena
664 426 Ankalazainay ianao, ry rainay, Jacques Berthieu
Olomasina
665 426 Raiko ô, avelao ny helony, fa tsy fantany izay ataony
666 427 Ry Tanindrazanay malala ô!
Samihafa - Firenena
667 427 Andriamanitra tahio tsara
Vavaka hariva - Andriamanitra Ray
668 427 Añay (agnay) dia mitsaoka anao
669 428 Andeha isika hidera ny olomasina rehetra
Olomasina
670 428 Ianao no Piera filohan'ny Eglizinay
671 428 Ry Anjelin'i Zanahary
Samihafa
672 429 Ho valin'ny natao ny lanitrao, ry Tompo
Fiainana mandrakizay - Fandevenana - Fahafatesana
673 430 Maria ô, henoy ny feo
Masina Maria - Fiainana mandrakizay - Fandevenana - Fahafatesana
674 430 Tsinjovinao, ry Virjiny mpiantra
Masina Maria - Fiainana mandrakizay - Fahafatesana
675 431 Ary izao tontolo izao
Firaisam-pinoana
676 431 Andeha ianao, mankanesa any an-tanim-boaloboko
Antson'Andriamanitra
677 432 Ario ny tahotrao, ry olona osa fo!
Firaisam-pinoana
678 432 Fitiavana rano velona
Firaisam-pinoana - Fiadanana
679 432 Mamin'ny foko, ry Jesoa, ny famonjena izay vitanao
Firaisam-pinoana
680 433 Tiako ny hiaraka aminao, Jesoa
Antson'Andriamanitra
681 433 Fandalovana atý, lanitra honenako
Samihafa
682 434 Miara-mizotra isika ho any Jerosalema vaovao
Fidirana
683 434 Aoka hanatona ny Tompo
Fanahy Masina
684 435 Tia anay ianao, ry Jesoa
Komonio
685 435 Miverena ianao, ô ry mpanota ô
Karemy - Fifonana
686 436 Ianao ilay nanokana vahoaka
Trinité Masina - Andriamanitra Ray
687 436 Izay manaraka azy Tompo, tsy mba mandeha amin'ny haizina
Salamo
688 437 Ô mifalia, ry Maria, fa nosoavina noho ny vehivavy rehetra ianao
Salamo - Masina Maria
689 437 'Zany Teninao, ry Tompo, hazavana
Tenin'Andriamanitra
690 438 Isaorana anie Andriamanitsika, fa fitahiam-be omeny ho antsika
691 438 Ry Jeso loharanon’aina, izay foto-pahasoavana!
692 438 Misaora an’i Zanahary ‘zao olona tontolo izao
Firaisam-pinoana
693 439 Jesoa sakaizanay, Jesoa anay
694 439 Ny sambokelinay etý mitety ranobe,
695 439 Misy didy tena tsara ‘zay nomen’ny Tompo hoe
696 440 Zanahary ô, tahio ny tanindrazanay
Firenena
697 440 Ry olon-kanao fanekena
Samihafa
698 441 Nateraky ny Fiangonana isika
Salamo - Hiran-damesa
699 442 Andriamanitra Fanahy, midìna ao anatinay
Fanahy Masina
700 442 Ry Fanahy nomena anay
Fanahy Masina
701 443 'Njay misy feo avy any an-danitra miantso manao hoe
Fiaviana
702 443 Midoboka toa ranomasina
Salamo
703 443 Mahagaga ny fitiavanao, ry Andriamanitra Ray
Salamo
704 444 Eny e, lavitra ny Tompo isika
Salamo
705 444 Ry Tompoko, 'lay endrikao
Jesoa Kristy - Hiran-damesa
706 445 Mijanòna re, ry Tompo ô
Vavaka hariva
707 445 Ny Anjelin'Andriamanitra
Noely - Masina Maria
708 445 Aoka hoentanin'ny fitiavan'i Kristy isika
Jesoa Kristy - Hiran-damesa
709 446 Faly aho, ô ry Tompo ô
710 446 Fa masina ny Tompo
Hiran-damesa
711 447 Andriamanitra velona re no aoka hotompointsika
Salamo
712 447 Manan-karena amin'ny famindram-po
Andriamanitra Ray
713 448 Tolory tanana aho Maria
Masina Maria
714 448 Manan-dray tokoa roa agnay (añay)e
Andriamanitra Ray
715 448 Manonja toy ny onja ny fiainana eto an-tany, Tompo ô
716 449 Rainay ao an-danitra ao
717 449 Ity 'lay andro nataon'ny Tompo (1)
Salamo
718 450 Ry Fanahin'izy Tompo nisonenika nameno an'izao tontolo izao
Fanahy Masina
719 450 Mandrakizay ny famindram-pon'i Iaveh
Salamo - Andriamanitra Ray
720 451 Ianao, ry Jesoa Tompoko, no nampahiratra ahy
Vavaka hariva - Jesoa Kristy
721 451 Omeo finoana izahay
Samihafa
722 452 Voninahitra ho an'ny lanitra - Andeha isika hitsaoka 'zany mpamonjy vao teraka
Noely
723 453 Ry zanak'Andriamanitra rehetra
Jesoa Kristy
724 453 Tompo Ndragnahariko
Fifonana - Andriamanitra Ray
725 453 Endrey izany hafaliana, fa velona aina izahay
726 454 Fa tokana manko Andriamanitra
Salamo
727 455 Izao no hiseho rehefa any am-parany any (Salamo 95)
Salamo
728 455 Faly sy ravo ao amin'ny Tompo aho e
729 456 Miankohofa mba hitsaoka
Sakramenta Masina
730 456 Natolotrao ho anay, ry Ray ô, ny Zanakao
Fifonana - Antson'Andriamanitra
731 457 Reninay ianao, ry Masina Maria
Masina Maria
732 457 Reny tsy azon'ny ota, Masina Maria
Masina Maria
733 458 Avia miondreha, ry vazantany ô
Andriamanitra Ray
734 458 Mino ny Teninao 'zahay, ry Tompo ô
Tenin'Andriamanitra
735 458 Ho vatolampiko ny anaranao, ry Iaveh
Samihafa
736 459 Fa vitan'ny Tompo 'zay tiany hatao
737 459 Izaho no lalana sy fahamarinana, eh izaho no fiainana;
Tanora
738 459 Mandehana ianao lavidavitra kokoa
Fanirahana - Antson'Andriamanitra
739 460 Sambatra izay manaraka ny Tompo
Komonio
740 460 Tsy misy afaka hanompo tompo roa (Salamo 48A)
Salamo
741 461 Tsy eran'ny aina ny fahoriana nihatra taminay; mba tsy hitokianay ny tenanay
Salamo
742 461 Hoy i Kristy: tsy izay miantso hoe
Salamo
743 462 Manomboka ety an-tany ny paradisa
Fiadanana
744 462 Izaho no Mpiandry ondry tsara
745 462 Aoka isika hifaly, hiravo,
Salamo
746 463 Ry Rainay ao an-danitra ao
Fanolorana
747 463 Ianao koa ve, ô ry Tompo ô, Ianao koa ve hanameloka ahy?
Karemy - Fifonana
748 464 Andriananahary ô, topazo maso re
749 464 Hohiraiko mandrakizay 'lay tanànako mandrakizay
Fiekem-pinoana
750 465 Ny amboa haolo manan-davaka, ny voro-manidina manana akany
751 465 Sambatra e, ireo mahantra ao am-po
752 465 Jesoa Tompo izay nifidy anay ho apôstôly kelin'ny fonao
Antson'Andriamanitra
753 465 Ilaozy ny tranon'i Kaky, zandry malala ô
Antson'Andriamanitra
754 466 Ry habakabaka ô, ankalazao ny Tompo
Samihafa - Fihobiana
755 469 Ny tokantrano sambatra tsodranon'Andriamanitra
Samihafa
756 471 Teraka anio mba hanavotra antsika
Noely
757 474 Tompo ô, miantso anao ity aho
Karemy
758 475 Ny voninahitrao, ry Tompo Andriamanitra Ray
Jesoa Kristy - Andriamanitra Ray
759 477 Maro ireo naniry hahita ny andron'i Kristy
760 477 Homeko fahendrena tsy hain'ny fahavalo toherina ianareo.
761 477 Efa mandrorona ny andro
762 477 Izay haharitra e, hatramin'ny farany e, no ho voavonjy
763 477 Mivonòna, mivavaha, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora
764 477 Ray ô, tonga izao ny fotoana
765 477 Tsy maintsy maty e i Kristy, mba hampiray ny zanak'Andriamanitra nisara-bazana
766 477 Ô ry Zake ô, midìna haingana
767 477 Na iza na iza hanetry tena tahaka ny zazakely
768 477 Tonga Nofo ny Zanak'Andriamanitra ka nonina tety amintsika
Jesoa Kristy
769 478 Isaoranay ianao, ry Tompo Andriamanitray
Fisaorana
770 488 Arotsahy aminay (ranombavaka)
Batemy
771 505 Ny fijerin'ny mpangarika
772 505 Mofo velona e, avy any an-danitra
Andriamanitra Ray
773 506 Hifaly, hiravo ny tany manontolo
774 506 Ry Masindahy Zôzefa (Josefa)
Olomasina
775 507 Ny fahasoavan'Andriamanitra niseho an-karihary
Firaisam-pinoana
776 507 Eny, imbetsaka Andriamanitra
Andriamanitra Ray
777 508 Mba omeo anay ny Fanahy Mpanazava
Fanahy Masina
778 508 Fanahy Masina ô, midìna e
Fanahy Masina
779 509 Saotra, dera no omena
Fisaorana
780 509 Mba lazao anay, ry Tompo, ny misy Anao
Komonio
781 510 Dia mbola ao amin'ny Tompo
Fanolorana
782 510 Eny, ho'aho, ry Tompo, atolotray Anao e
Fanolorana
783 510 Masimbavy Terezy
Olomasina
784 511 Izao no ahafantarantsika ny tena fitiavana
Salamo
785 512 Eny e, sambatra e - Ny mahantra am-panahy
786 512 Ianao no isaoranay, ry Ray (Victoire Rasoamanarivo)
Olomasina - Fisaorana
787 513 Eny, arahaba, ry Maria
Masina Maria
788 513 Arahaba, ry Mpanjakavavy (2), ry Reny, Masina Maria be indrafo
Masina Maria
789 514 Ianao no Piera, ianao no vatolampy
790 514 Tiavinao aho, ry Ray ô
791 515 Ry Kristy ô, misaotra anao, midera anao izahay
Fisaorana
792 515 Iezaho, hoy ny Tompo, ny hanjakan'Andriamanitra
793 516 Mahaiza misaotra sy mankasitraka
Fisaorana
794 516 Ny fitia no faneva natsangany ho ahy - Foiko ho anao avokoa, Tompo Andriamanitra
Andriamanitra Ray
795 517 Aza irinareo e ny fanahin'olon-dratsy
Andriamanitra Ray
796 517 Ny tenanay izao no mandre, ka fantatra fa i Jesoa tokoa no ilay Mpamonjy
797 518 Ianao no Zanak'Andriamanitra
Jesoa Kristy
798 518 Andriamanitra Andriananahary e, lolohavina ambony
799 519 Efa manana ny tenin'ireo mpaminany isika
800 519 Henika hafaliana ny mpiandry ondry
801 519 Indro izaho Kristy miaraka aminareo isan'andro isan'andro
802 520 Ianareo ho vahoakako, izaho ho Andriamanitrareo
Paka
803 520 Andriamanitra eto amintsika: Ô! Emanoela!
Noely
804 521 Mifalia, ry feno hasoavana
Masina Maria
805 521 Ato amiko ny Fanahin'ny Tompo, nanosotra ahy hitory ny teny soa mahafaly
806 522 Tsy vahiny, tsy olo-manjeny ianareo
Salamo
807 523 Indro ny Tompo Mpanjakantsika fa tamy
Jesoa Kristy
808 524 'Lay taranak'i Davida ara-nofo
Salamo
809 525 Na ny Ray na ny Reny
Hiran-damesa - Firenena
810 525 Afaka olan-teny 'zay manan-joky
Trinité Masina - Jesoa Kristy - Andriamanitra Ray
811 526 Aza matahotra e, izaho no iandohana sy iafarana
Salamo
812 527 Ny fiainana mandrakizay, dia ny mahalala anao Ray, hany Andriamanitra marina
813 527 I Jesoa Tompo hanangona firenena
814 528 Diso taminao aho, Tompo ô, avelao ny heloko
Fifonana
815 528 Voninahitra anie ho an'Andriamanitra (3) - Fa naneho ny fitiavany Izy Andriamanitra
Voninahitra
816 529 O ia ie, Ny Tenin'ny Tompo
Tenin'Andriamanitra
817 529 Aba Ray ô, midera anao aho: hankalazaina anie ny anaranao.
818 530 Mino aho Andriamanitra ô, mino mafy aho 'zay voalazanao
Fiekem-pinoana
819 531 Mofo madio tsy misy lalivay
Fanolorana
820 532 Fa ianao no Ray
Andriamanitra Ray
821 532 Ry Fo Masin'i Jesoa ô, mankalaza anao 'zahay
Jesoa Kristy - Fo Masin'i Jesoa
822 533 Vorona tsara feo anie aho
Antson'Andriamanitra
823 534 Hanaraka anao aho, ry Tompo
Fiainana mandrakizay - Antson'Andriamanitra
824 535 Tompo ô, hamasino ny fianakaviana
Antson'Andriamanitra
825 535 Atolotro ho Anao, ry Tompo ao ambony
Fanolorana - Antson'Andriamanitra
826 536 Tompo ô, inona re no hatolotro anao, mba hisaorako anao?
827 536 Raiso re, Jesoa, raiso re ny fiainanay
Hiran-damesa - Fanolorana
828 537 Nitsangana tamin'ny maty i Jesoa Mpamonjy antsika
Paka - Jesoa Kristy
829 537 Natsangan'Andriamanitra ny Tompo, Aleloia
Paka
830 538 Antsan'ny zava-boaary - Andriamanitra Avo indrindra ô, sady Tompo no Mpiantra
831 539 Tompo ô, misaotra izahay, fa eto aminay ianao
832 539 Izao tontolo izao velomin'ny Ray
Jesoa Kristy
833 540 Andao mba hiaraka aminay
Jesoa Kristy
834 540 Izao no Vaovao mahafaly: lehibe ny fitiavan'Andriamanitra
835 541 Eo aminareo mandrakariva aho
Salamo
836 542 Ankehitriny ny firenen-drehetra
Tononkira - Masina Maria - Fisaorana
837 542 Indro irahiko ianao hampanjaka fitiavana
Fanirahana - Antson'Andriamanitra
838 543 Tsy mba renao va, ry tanora
Tanora - Jesoa Kristy
839 543 Misy hafatra zary teny velona - Mitoera ao amin'ny fitiavako
840 544 Mahatalanjona ny asan'Andriamanitra, i Kristy natolotra noho ny fahotantsika
841 545 Omenay dera sy voninahitra - Victoire Rasoamanarivo
Olomasina
842 546 Tsara ny fitiavanao
843 546 Mihilana ny andro, tonga ny hariva
844 546 Mofo Jesoa, manova anay ho toa anao, ho fitiavana
845 547 Ny fonao, ry Jesoa malala ô, maniry anay mba hotiavinao
846 548 Andeha isika ombao ny làlana
Fidirana
847 548 Io mamiratra io ny hazofijaliana

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.3930 s.] - Hanohana anay