Amboary ny lalan'ny Tompo

Nampiditra: Belle
Sokajy: Jesoa Kristy, Fiaviana,


  • Fihirana Vaovao p. "16
  • Fihirana Dera p. "298
  • Vavaka sy Hira p. "661
  • Fihirana Hasina p. "55
  • Ankalazao ny Tompo p. "302

Amboary ny lalan'ny Tompo.
 
1 Ahitsio ny melomeloka rehetra.
2 Aravony ny havoana mba hietry.
3 Efa mby am-poto-kazo ny famaky.
4 Mivonòna ka havaozy ny ao anaty.
5 Mba handray ny fanjakan'ilay Mahery.
6 Izy ilay andrasantsika dia ho tonga.
 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0057 s.] - Hanohana anay