Fihirana Katolika 6.4.3

  • Version 6.4.3 - Nivoaka ny 04/10/2024
    • Nahitsy ny olana rehefa maka ny hira vaovao izay mbola nitranga tamin'ny kinova 6.4.1
  • Jereo eto ny video fanehoana
  • Azonao alalina ao amin'ny Play Store ihany koa: Jereo eto
Raha ni-installer an'ilay version 6.4 ianao dia mila esorina tanteraka dia miverina mampiditra an'ity version 6.4.3 ity noho ny olana teo amin'ny base de données. Fa raha efa manana ny 6.4.1 kosa ianao dia tsy misy olana.

 

 

Files
fihirana-katolika-6.4.3.apk ( 174 downloads.)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0083