Tsy maintsy nijaly e! i Kristy
Tsy maintsy nijaly e! i Kristy
Tsy maintsy maty e! i Kristy
nitsangan-ko velona hamonjy antsika indray,
nitsangan-ko velona, mbola hiverina am-boninahitra indray