1 |
'Lay (Ilay) niteraka antsika indray |
2 |
'Lay Andriamanitra nanetry tena - JMJ-Antananarivo 29 Ambohimiadana |
3 |
'Lay taranak'i Davida ara-nofo |
4 |
'Lay tsiambaratelo niafina hatrizay |
5 |
'Lay zanaky ny Ray tonga nofo |
6 |
'Ndeha hisaorana ny Tompo Andriamanitr'i Israely |
7 |
'Ndeha hisaotra an'Andriamanitra - Maria zany marô |
8 |
'Ndeha hitsaoka an'Andriamanitra isika |
9 |
'Ndreo mpivahiny harivariva |
10 |
'Ndreto 'zahay, ô ry Tompo 'ndray mitalaho aminao |
11 |
'Ndreto izahay, ry Andriamanitra, hamonjy lamesa |
12 |
'Ndreto izahay, Tompo ô, hanolotra sorona |
13 |
'Ndrey 'zany hira manakoako |
14 |
'Njay misy feo avy any an-danitra miantso manao hoe |
15 |
'Nty aho mpanompovavin'ny Tompo - 'Ty aho mpanompovavin'ny Tompo |
16 |
'Reo 'zay nantsoiny dia nohamarininy |
17 |
'Reo fanahy voatana any ho any |
18 |
'Reo tsy mahalala anao |
19 |
'Reo voafidinao ihany - Raha ny momba anay aloha |
20 |
'Sika niara-nisotro ny aleoko maty |
21 |
'Ty tany ity fandalovam-bahiny |
22 |
'Zahay misaotra anao, Maria |
23 |
'Zahay mitsaoka anao |
24 |
'Zahay no maraina tomaratra |
25 |
'Zaho ('zahay) miarahaba |
26 |
'Zaho anie ry Reny |
27 |
'Zaho mametraka aina |
28 |
'Zaho mino an'Andriamanitra 'zay nahary 'zao rehetra |
29 |
'Zaho mino an'Andriamanitra (2) Tompo nahary ny tany sy ny lanitra |
30 |
'Zaho mino an'Andriamanitra - Zanahary mahefa ny raha jiaby |
31 |
'Zaho mino an'Andriamanitra Ray, Zanaka sy Fanahy |
32 |
'Zaho no tena foto-boaloboka |
33 |
'Zany Teninao, ry Tompo, hazavana |
34 |
'Zay - Izay manandra-tena dia haetry |
35 |
'Zay anjakan'ny fitiavana - Izay anjakan'ny fitiavana |
36 |
A A Aleloia nitsangan-ko velona |
37 |
A ALELOIA E IA TENY MAHAVELONA |
38 |
Aba Ray ô, midera anao aho: hankalazaina anie ny anaranao. |
39 |
Afa-tsy ny anaran'i Jesoa Tompo |
40 |
Afaka aho |
41 |
Afaka olan-teny 'zay manan-joky |
42 |
Agny ianao Zagnahary |
43 |
Agny Zanahary (Litania) |
44 |
Ahirato re 'zany masoko, Tompo ô |
45 |
Ahiratray ny masonay |
46 |
Aina sy vonjy |
47 |
Aiza izahay no ho faly |
48 |
Akohokely latsaka an-kady |
49 |
Akondro lonjehitra |
50 |
Akondro milofika i Kristy |