'Ndeha hitsaoka an'Andriamanitra isika

Nampiditra: Belle


  • Fihirana Hasina p. "23
  • Vavaka sy Hira p. "443
  • Ankalazao ny Tompo p. "204
  • Fihirana Vaovao p. "158

'Ndeha hitsaoka an'Andriamanitra isika.
 
1 Ny fanomezana samihafa,
 Nefa ny Fanahy iray ihany.
 
2 Ny fanompoana samihafa,
 Fa ny Tompo iray ihany.
 
3 Samihafa koa ny asa,
 Fa Andriamanitra iray ihany.
 
4 Ary izany no nambara,
 Dia ny soa ho antsika ihany.
 
5 Fa ny lalam-pahendrena,
Avy amin'ny Fanahy iray ihany.
 
6 Ny fahaizana rehetra,
 Zarazarainy amintsika.
 
7 'Ndeha hisaotra an'Andriamanitra
 Noho ny fitiavany antsika. (1 Kôr. 12, 4-8)


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0074 s.] - Hanohana anay