'Ndreto 'zahay, ô ry Tompo 'ndray mitalaho aminao
1 'Ndreto 'zahay, ô ry Tompo, 'ndray mitalaho aminao:
Ho iray ihany anie, izahay mpianatrao.
2 Mba tanteraho aminay,'lay vavakao fahiny:
3 Tahaka anao sy ny Ray ary ny Fanahy Masina:
4 Hinoan'ny olon-drehetra, ny Ray naniraka anao.
5 Fifankatiavana ihany, no hamantarana anay:
6 Tompo, ireo mino anao, misaratsaraka, indrisy!
7 Diso izahay ka mifona, te ho iray ka tantano:
8 Ny faniriam-ponay: hiray finoana indray.
Nampiditra Belle
Sokajy Firaisam-pinoana
Fihirana Dera p.
155
Fihirana Hasina p.
128
Vavaka sy Hira p.
651