‘Nty aho raiso aho ry Tompo, Inty aho raiso aho ry Tompo,

Refrain:
‘Nty aho raiso aho ry Tompo, hanolo-tena ho anao
Na tsy mendrika aza aho ry Tompo, ‘nty raiso aho fa ho Anao
Osa sy malemy aho mora resy, fa Ianao ry Tompo no no hery
Raiso aho raiso aho ry Tompo ô

1. Ry Tompo o (2X)
Ianao ilay Mpahary,
Ianao ilay Mpamonjy,
Ianao ilay Mpanavotra,
Mahasambatra anayy

Raiso aho, raiso aho ry Tompo
Ho Anao mandrakizay
Na tsy mendrika aza aho ry Tompo
Raiso aho, raiso aho fa ho Anao

2. Ry Tompo o (2X)
Ianao ilay Fitiavana
Miahy ny madinika
Vonjin’ny mahantra
Mitondra Fanavotana

3. Ry Tompo o (2X)
Loharanon’ny Hasambaragna
Ipoiran’ny Hafaliana
Mampitombo ny Finoana
Sy Fanantenanay

Nampiditra Jean_Luck_R
Sokajy Fidirana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0152