Tsisy afa-tsy raha raiky doublon

Nampiditra: admin
Sokajy: Fiadanana,


  • Antsao ny Tompo p. "336

Didier Beasara

Tsisy afa-tsy raha raiky e !
No angatahiko aminarô ô !
Dia ny mba hifankatiavanarô ô ô ô !
Karaha nitiavako anarô ô ô ô!

Mitiava mariñy e ! (in-2)
Ataovy izay tianao hatao
Fitiavaña e e ia !
Mitiava mariñy e ia !
Mahay mifampizara
Mahay mandanjalanja
Tsy manam-pahataperana
Misy fandeferaña
Fitiavaña e e ia !
Mitiava mariñy e ia !

Mitiava mariñy e! (in-2)
Ataovy izay tianao hatao
Ataovy izay tianao hatao
Fitiavaña e e ia !
Mitiava mariñy e ia !
Mihevitra ny hafa
Mameno ny elenelena
Tsy voavidim-bola
Mahafoy ny ainy ny fitiavaña
Fitiavaña e e ia !
Mitiava mariñy e ia !


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0872 s.] - Hanohana anay