Zaho zeñy mino doublon

Nampiditra: admin
Sokajy: Ranombavaka,


  • Antsao ny Tompo p. "292

Zaho zeny mino Andriamanitra Ray é,
Sy ny Zanaka é ia,
Fanahy Masina é !

Andriamanitra Ray e e ia !...
Nanao ny lanitra e e ia !...
Nanao ny tany e e ia !...
Nanao ny hita maso e e ia !...
Nanao ny tsy hita maso e e ia !...

Andriamanitra Zanaka e e ia !...
Naterak'i Maria e e ia !...
Nijaly sy maty e e ia !...
Nitsangana tamin'ny maty e e ia !...
Niakatra any an-danitra e e ia !...

Ny Fanahy Masina e e ia !...
Avy amin'ny Ray sy ny Zanaka e e ia !...
Mpanamasina ny Fanahy e e ia !...
Tompo-kaja sy voninahitra e e ia !...

Ny Eglizy masina e e ia !...
Manerana ny tany jiaby e e ia !...
Ny batemy tokana e e ia !...
Mañadoso ny fahotana e e ia !...
Ambesako eto ny fiainan-ko avy.

 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0164 s.] - Hanohana anay