Anjarako lanao, ry Tompo
Nampiditra: hery
Sokajy:
Andriamanitra Ray,
Fiv.: Anjarako Ianao, ry Tompo, Ianao no lovakoAo aminao no ametrahako Ny hasambarako.
1. Tsy atakaloko Anao, Tompo ó,
Ireo fanompoan-tsampy, Tompo ó,
2, lanao tsy afaka ato an-tsaiko, Tompo ó,
Tsy misy mampatahotra ahy, Tompo ó,
3. Ny tananao mitantana ahy, Tompo ó,
Ka tsy ho diso lalana allo, Tompo ó,
4. Rahefa ho tonga ny farandro, Tompo ó,
Ianao no hanangana ahy, Tompo ó,