Aleloia ie eia, Teninao ry Tompo mahavelogno
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Tompo mahavelogno
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Tompo mahavelogno
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Ray ô, no tegna fiainana
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Ray ô, tegna fiainana
Aleloia, mahavelogno
Aleloia, tegna fiainana
1.Teninao ry Tompo,
Fanilo ho anay
manazava ny fiainanay
manoro ny lala marina
Aleloia, Tenin-Janahary
(mahavelogno, tegna fiainana)
2.Teninao ry Tompo,
Teny tena mahagaga
Nampisy ny raha jiaby
izay iainan'ny olombelona
Aleloia, Tenin-Janahary
(mahavelogno, tegna fiainana)
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Tompo mahavelogno
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Tompo mahavelogno
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Ray ô, no tegna fiainana
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Ray ô, tegna fiainana
Aleloia, mahavelogno
Aleloia, tegna fiainana
3.Teninao ry Tompo
dia Teny Fitiavana
Tonga nofo toa anay,
mba hanavotra ny mpanota
Aleloia, Tenin-Janahary
(mahavelogno, tegna fiainana)
4.Teninao ry Tompo
dia Teny Mahery
Nampaivagna ny marary,
naharoaka ny demony
Aleloia, Tenin-Janahary
(mahavelogno, tegna fiainana)
Aleloia, mahavelogno
Aleloia, tegna fiainana
mahavelogno, tegna fiainana
(mahavelogno, tegna fiainana)
Aleloia, mahavelogno
Aleloia, tegna fiainana
mahavelogno, tegna fiainana
mahavelogno, tegna fiainana
Ny Teninao ry Tompo mahavelogno
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Tompo mahavelogno
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Ray ô, no tegna fiainana
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Ray ô, tegna fiainana
Aleloia, mahavelogno
Aleloia, tegna fiainana
1.Teninao ry Tompo,
Fanilo ho anay
manazava ny fiainanay
manoro ny lala marina
Aleloia, Tenin-Janahary
(mahavelogno, tegna fiainana)
2.Teninao ry Tompo,
Teny tena mahagaga
Nampisy ny raha jiaby
izay iainan'ny olombelona
Aleloia, Tenin-Janahary
(mahavelogno, tegna fiainana)
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Tompo mahavelogno
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Tompo mahavelogno
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Ray ô, no tegna fiainana
Aleloia, ie e ia
Ny Teninao ry Ray ô, tegna fiainana
Aleloia, mahavelogno
Aleloia, tegna fiainana
3.Teninao ry Tompo
dia Teny Fitiavana
Tonga nofo toa anay,
mba hanavotra ny mpanota
Aleloia, Tenin-Janahary
(mahavelogno, tegna fiainana)
4.Teninao ry Tompo
dia Teny Mahery
Nampaivagna ny marary,
naharoaka ny demony
Aleloia, Tenin-Janahary
(mahavelogno, tegna fiainana)
Aleloia, mahavelogno
Aleloia, tegna fiainana
mahavelogno, tegna fiainana
(mahavelogno, tegna fiainana)
Aleloia, mahavelogno
Aleloia, tegna fiainana
mahavelogno, tegna fiainana
mahavelogno, tegna fiainana
Nampiditra Jean_Luck_R

