Zaho mino an'Andriamanitra e ia, Zaho mino (2)
'Zaho mino an'Andriamanitra e! ia!
'Zaho mino, zaho mino.
'Zaho mino an'Andriamanitra
Nanao ny lanitra sy ny tany
Na ny hita maso na ny tsy hita, 'Zaho mino!
'Zaho mino an'i Jesoa Tompo
Naterak'i Maria Virjiny
Nijaly sy maty mba ho antsika, 'Zaho mino!
'Zaho mino an'i Jesoa Tompo
Izay nitsanga-ko velona
Ary niakatra any an-danitra, 'Zaho mino!
'Zaho mino ny Fanahy Masina
Avy amin'Ray sy ny Zanaka
Mba hanamasina ny fanahy, 'Zaho mino!
'Zaho mino ny Eglizy Masina
Izay manerana ny tany
Sy ny fiainana mbola ho avy, 'Zaho mino!
(R.P. Aurélien)
'Zaho mino, zaho mino.
'Zaho mino an'Andriamanitra
Nanao ny lanitra sy ny tany
Na ny hita maso na ny tsy hita, 'Zaho mino!
'Zaho mino an'i Jesoa Tompo
Naterak'i Maria Virjiny
Nijaly sy maty mba ho antsika, 'Zaho mino!
'Zaho mino an'i Jesoa Tompo
Izay nitsanga-ko velona
Ary niakatra any an-danitra, 'Zaho mino!
'Zaho mino ny Fanahy Masina
Avy amin'Ray sy ny Zanaka
Mba hanamasina ny fanahy, 'Zaho mino!
'Zaho mino ny Eglizy Masina
Izay manerana ny tany
Sy ny fiainana mbola ho avy, 'Zaho mino!
(R.P. Aurélien)

