Zagnahary Ray be fitiavana ô ! Matoky ny fitiavanao 'zahay, Mangata-pamonjena avy aminao, Henoy re ny vavakay !