FIADANANA NENTIN'INY

Nampiditra: aiinah
Sokajy: Fiadanana,


        FIADANANA NENTIN'INY

1- Fiadanana nentin'iny e, Fiadanana lavorary a
    Fiadanana lavorary avy amin-janahary
    Fiadanana ho antsika e!

2- Ny lanitra nentin'iny e, dia lanitra lavorary a
     Lanitra lavorary, avy amin-janahary
     Ny lanitra ho antsika e

3- Ny fifankatiavantsika e, fitiavana lavorary a
     Fitiavana lavorary, avy amin-janahary
     Ny fifankatiavantsika e!
    


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0753 s.] - Hanohana anay