Omeko anareo ny fiadanako (Morondava)
Omeko anareo ny fiadanako hoy i Jesoa
Fiadanako ‘lay mandrakizay é Ref (2x)
(2x) Omeko anareo maimaim-poana eny é
Raha mifankatia anareo
1-Raha mifankatia fa mpianatro anaré é, Koa mifakatiava izany no didiko
Eny é! Eny é! Mifankatiava ré, Eny é! Eny é! Izany no didiko
2-Ambarako anaré é izany didy izany, Fa ahafeno fatra ny hafalianaré é

(Morondava)