Taona 2015
- Ary nony efa nosokafany ny fitoeran-drakiny, dia nanolotra fanatitra ho Azy izy
- Ary i Jesoa nitombo fahendrena sy tena
- Ary Andriamanitra ny Teny
- Ary sambatra ilay nino fa ho tanteraka izay nampilazain’Andriamanitra taminy
- Inona no hataonay, ry mpampianatra ô
- Dia tonga tamin’i Joany zanak’i Zakaria tany an’efitra ny tenin’Andriamanitra
- Miandrandrà ka asandrato ny lohanareo, fa efa akaiky ny fanavotana anareo
- Ary novalian’i Jesoa hoe : Efa voalazanao : Mpanjaka Aho
- Dia ho hita amin’izay ny Zanak’olona avy eo ambonin’ny rahona amin-kery lehibe sy voninahitra
- Lazaiko marina aminareo fa io mpitondratena mahantra io no nandatsaka be indrindra
- Mifalia sy miravoravoa ianareo, fa lehibe ny valisoanareo any an-danitra
- Matokia! mitsangàna, fa antsoiny hianao
- Fa ny Zanak’olona tsy mba tonga hotompoina, fa mba hanompo
- Indro izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao
- Koa aoka izay nakamban’Andriamanitra tsy hosarahin’olombelona
- Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika
- Izay te ho voalohany no ho farany indrindra
- Raha misy te hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany
- Fa nampalady ny marenina Izy sy nampiteny ny moana
- Tsy ny zavatra avy any ivelany miditra ao anatin’ny olona no mahaloto azy
- Tompo ô, hankany amin’iza àry izahay? Ianao no manana ny teny fiainana mandrakizay
- Fa tena fihinana ny Nofoko, ary tena fisotro ny Rako
- Ny Mofo izay homeko dia ny Nofoko
- Izaho no Mofon’aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana intsony
- Aiza no hividianantsika mofo hohanin’ireo?
- Ary nony nivoaka avy tao antsambo i Jesoa dia nahita ireto vahoaka betsaka ka nangoraka azy
- Mitoera amin’izay trano hidiranareo ambara-pialanareo
- Taiza no nahazoan’Izy io izany rehetra izany
- Anaka, ny finoanao no nahavonjy anao
- Nahoana no saro-tahotra ianareo?