Taona 2015
- Ny Fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny lehilahy anankiray mamafy voa amin’ny tany
- Raiso, fa Vatako ity
- Koa mandehana ianareo, mampianara ny firenena rehetra
- Rehefa tonga ny Fanahy fahamarinana, dia Izy no hitari-dalana anareo
- Ankamasino amin’ny fahamarinana izy ireo. Ny teninao no fahamarinana
- Tsy misy manam-pitiavana lehibe kokoa noho ny mahafoy ny ainy ho an’ny sakaizany
- Izaho no foto-boaloboka ary ianareo no sampany
- Izaho no Mpiandry ondry tsara
- Araka ny voasoratra, dia tsy maintsy hijaly i Kristy sy hitsangan-ko velona
- Ho aminareo anie ny fiadanana
- Dia mba lasa koa i Piera sy ilay mpianatra anankiray nankany amin’ny fasana
- Maro no namelatra ny fitafiany teny amin’ny lalan-kalehany
- Tompoko, mba te hahita an’i Jesoa izahay
- Tahaka ny nanandratan’i Môizy ny bibilava tany an’efitra
- Ravao ity Tempoly ity, fa hatsangako indray amin’ny hateloana
- Tonga nanjelanjelatra sady fotsy hoatra ny oram-panala ny fitafiany
- Tonga ny fotoana, ary efa akaiky ny Fanjakan’Andriamanitra
- Raha mety Ianao dia mahay manadio ahy
- Tadiavin’ny olona rehetra Ianao
- Fantatro raha Ianao, dia ilay Masin’Andriamanitra
- Andeha hanaraka Ahy, fa ataoko mpanarato olona ianareo
- Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra
- Izaho nanao batemy anareo tamin’ny rano, fa Izy kosa hanao batemy anareo amin’ny Fanahy Masina
- Aiza no hahaterahan’i Kristy?