Taona 2014
- Ary nitombo sy nihanatanjaka ny Zaza sady feno fahendrena
- Tao aminy ny fiainana, ary ny fiainana no fahazavan’ny olona
- Aza matahotra, ry Maria, fa sitrak’Andriamanitra ianao
- Nisy lehilahy anankiray nirahin’Andriamanitra, Joany no anarany
- Dia niseho tany an’efitra i Joany Batista nitory batemim-pibebahana ho famelan-keloka
- Mitandrema, miambena, ary mivavaha, fa tsy fantatrareo izay hiavian’ny fotoana
- Avia hianareo, ry nohasoavin’ny Raiko, handova ny fanjakana izay voavoatra ho anareo
- Noho hianao nahatoky tamin’ny kely, dia hataoko mpanapaka ny be hianao
- Aza ataonareo trano fivarotana ny tranon’ny Raiko
- Fa ny marina kosa, ho any amin’ny fiainana mandrakizay
- Ry Mpampianatra ô, inona no didy lehibe indrindra amin’ny Lalàna?
- Aloavy ho an’i Sezara izay an’i Sezara, ary ho an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra
- Asao ho atý amin’ny fampakaram-bady avokoa izay hitanareo
- Ny vato narian’ny mpanao trano no efa tonga vato fehizoro
- Andeha, anaka, miasa any amin’ny tanim-boaloboko anio
- Ry sakaiza, tsy manao zavatra tsy marina aminao aho
- Tahaka ny nanandratan’i Moizy ny bibilava tany an’efitra...
- Ary raha diso taminao ny rahalahinao, dia manatòna azy
- Inona no soa ho azon’ny olona raha mahazo izao tontolo izao izy, nefa very ny fanahiny?
- Ataon’ny olona ho iza moa ny Zanak’olona ?
- Lehibe ny finoanao, aoka ho tanteraka aminao araka izay irinao
- Mankalaza ny Tompo ny fanahiko
- Matokia, fa izaho ihany, ka aza matahotra
- Ary noraisiny ny mofo dimy sy ny hazandrano roa
- Fantatsika koa fa ny zavatra rehetra dia entin’Andriamanitra hahasoa izay tia azy
- Amin’izany kosa ny olo-marina dia hamirapiratra
- Fa ilay nafafy tamin’ny tany lonaka kosa
- Fa mora entina ny jiogako, ary maivana ny entako
- Hianao no Kristy zanakAndriamanitra velona
- Izaho no mofo velona izay nidina avy any an-danitra