Taona 2014
- Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao
- Raiso ny Fanahy Masina
- Raiko ô, tonga ny fotoana: omeo voninahitra ny Zanakao
- Tsy havelako ho kamboty hianareo, fa hankaty aminareo aho
- Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana
- Lazaiko marina dia marina aminareo fa izaho no varavaran’ny ondry
- Dia mba notantarain’izy ireo kosa ny zavatra niseho taminy
- Raiso ny Fanahy Masina: ny fahotana izay havelanareo dia ho voavela
- Dia niondrika izy, ka nahita ny lamba nipetraka teo
- Hosana ho an’ny Zanak’i Davida
- Izaho no fananganana sy fiainana; izay mino ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray
- Fa izao ihany no fantatro : jamba aho taloha ary mahiratra aho ankehitriny
- Ny haniko dia ny manao ny sitra-pon’izay naniraka ahy, sy ny manatanteraka ny asany
- Dia niova tarehy teo anatrehany izy
- Ary tamin’izay dia nentin’ny Fanahy nankany an’efitra Jesoa
- Koa katsaho àry aloha ny fanjakan’Andriamanitra sy ny fahamarinany
- Koa aoka ho lavorary hianareo tahaka ny fahalavorarian’ny Rainareo izay any an-danitra
- Tsy tonga handrava aho, fa hanatanteraka
- Hianareo no fanasin’ny tany... Hianareo no fahazavan’izao tontolo izao
- Dia nentiny ho any Jerosalema izy mba hatolotra amin’ny Tompo
- Avia hanaraka ahy, fa hataoko mpanarato olona hianareo
- Ary nahita aho ka milaza marina fa izy no Zanak’Andriamanitra
- Ary indro nisokatra taminy ny lanitra, ka hitany ny Fanahin’Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala nankeo amboniny