Taona 2013
- Ary rahefa tafiditra tao an-trano izy, dia nahita ny Zazakely sy Maria reniny, ka niankohoka nitsoaka azy
- Mifohaza hianao, ka ento ny Zazakely sy ny reniny
- Fa ny Teny ihany no tena Fahazavana, izay manazava ny olona rehetra tonga amin’izao tontolo izao
- Ry Josefa, zanak’i Davida, aza matahotra hampakatra an’i Maria vadinao, fa ny Zaza ao an-kibony dia avy amin’ny Fanahy Masina
- Hianao va no Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika?
- Mibebaha hianareo, fa efa akaiky ny fanjakan’ny lanitra
- Aoka ary ho vonona koa hianareo, fa ho avy amin’ny ora tsy ampoizinareo ny Zanak’olona
- Tompoko, tsarovy aho rahefa mby any amin’ny fanjakanao hianao
- Tsy hisy ho very na dia singam-bolo iray amin’ny lohanareo aza
- Tsy mba Andriamanitry ny maty izy, fa an’ny velona
- Tonga amin’ity trano ity androany ny famonjena
- Iza moa ireo miakanjo fotsy ireo, ary avy aiza no nihaviany?
- Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko, fa mpanota aho
- Ka Andriamanitra indray va no tsy hanome rariny ny olom-pinidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina
- Mitsangàna, ary mandehana, fa ny finoanao no nahavonjy anao »
- Hoy ny Apostoly tamin’ny Tompo: Ampitomboy ny finoanay
- Raha tsy mihaino an’i Moizy sy ny Mpaminany izy, dia tsy hino na dia misy mitsangana amin’ny maty aza
- Izay mahatoky amin’ny kely, dia mahatoky koa amin’ny lehibe
- Fa hisy hafaliana lehibe eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra raha misy mpanota iray mibebaka
- Izay tsy mitondra ny hazo fijaliany sy tsy manaraka ahy dia tsy mety ho mpianatro
- Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra
- Tompoko, moa dia vitsy ihany no ho voavonjy?
- Tonga hanipy afo ety ambonin’ny tany aho, ka akory ity faniriako mba hirehetan’izany sahady!
- Nosoavina noho ny vehivavy rehetra hianao
- Fa izay misy ny harenareo no hisy ny fonareo koa
- Tandremo tsara sao azon’ny fahihirana hianareo
- Mba ampianaro hivavaka izahay, Tompoko
- Fa Maria no nifidy ny anjara tsara indrindra izay tsy halana aminy
- Tompo ô, inona no hataoko hahazoako ny fiainana mandrakizay?
- Be ny vokatra, fa ny mpijinja no vitsy