Taona 2013
- Hanaraka anao aho, na aiza na aiza halehanao
- Ataon’ny vahoaka ho iza moa aho?
- Iza moa ity no mamela heloka?
- Mpaminany lehibe no efa niseho eto amintsika, ary Andriamanitra efa namangy ny olony
- Tamin’izay noraisin’i Jesoa ny mofo dimy sy ny hazandrano roa, dia niandrandra ny lanitra izy ka nitsodrano azy
- Ahy izay rehetra ananan’ny Raiko
- Ny Fanahy Masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, no hampianatra anareo ny zavatra rehetra
- Ray ô, tiako hiaraka amiko, any amin’izay itoerako, ireo nomenao ahy, mba hahita ny voninahitra nomenao ahy
- Fiadanana no avelako aminareo, fiadanako no omeko anareo
- Mifankativa ary aoka ho toy ny nitiavako anareo no hifankatiavanareo
- Ny ondriko mihaino ny feoko, izaho mahalala azy, ary izy manaraka ahy
- Hianao mahalala ny zavatra rehetra, Tompoko, ka fantatrao fa tiako hianao
- Ho aminareo anie ny fiadanana! Tahaka ny nanirahan’ny Raiko ahy no anirahako anareo koa
- Dia niditra koa ilay mpianatra izay tonga taloha teo amin’ny fasana, ary nahita ka nino
- Hankalazaina anie ny Mpanjaka avy amin’ny anaran’ny Tompo!
- Izaho koa tsy hanameloka anao… Mandehana, ka aza manota intsony
- Fa ity zanako ity dia maty ka velona indray, ary very ka hita indray
- Raha tsy mibebaka hianareo, dia ho very tahaka azy avokoa hianareo rehetra
- Ry Mpampianatra ô, mahafinaritra ny mitoetra atý
- Ary feno ny Fanahy Masina Jesoa, ka nentin’ny Fanahy tany an’efitra efapolo andro
- Mandrosoa eny amin’ny lalina, dia alatsaho ny haratonareo...
- Ary nankalaza azy izy rehetra, sady talanjona noho ny tenim-pahasoavana naloaky ny vavany
- Ary nifantoka tany aminy avokoa ny mason’izy rehetra tao amin’ny sinagoga
- Ataovy izay rehetra holazainy aminareo
- Hianao no Zanako malalako, hianao no ankasitrahako indrindra
- Aiza ilay Mpanjakan’ny Jody vao teraka?