Vatsim-panahy

Nahoana no saro-tahotra ianareo

Voalazan’ny Evanjely naroson’ny Fiangonana ho antsika tamin’ny Alahady heriny fa tamin’ny alalan’ny fanoharana maro no nitorian’i Jesoa teny tamin’ny vahoaka, araka izay takatry ny sain’izy ireo. Ary tsy niteny taminy afa-tsy tamin’ny fanoharana ... ( tohiny)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0795