Vatsim-panahy
Naneho ny voninahiny Izy ka nino Azy ny mpianany
« Naneho ny voninahiny Izy ka nino Azy ny mpianany »
(Jo. 2: 11)
Nambarantsika tamin’ny Alahady heriny fa ny fankalazana ny nanaovana Batemy an’i Jesoa no mamarana tanteraka ny fankalazana ny Noely. Araka izany, taorian’io fankalazana manetriketrika io dia t... (
tohiny)
Sorona Masina
Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Asabotsy Voalohany tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I :
Heb. 4,12-16.
Salamo :
Sal. 19,8.9.10.15.
Evanjely :
Mk. 2,13-17.