Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty

admin
(
24/03/2014 06:31)
Hafatry ny Papa Karemy 2014
Tonga mahantra izy mba hampanankarena antsika noho ny fahantrany (Jereo II Kor 8, 9)
Ry rahalahy sy anabavy,
Te hanolotra anareo eritreritra vitsivitsy aho, amin'izao karemy izao, mba hanampy an...
tohiny

kikie
(
17/03/2014 12:58)
Zoma voalohany sy pellérinage
Miarahaba antsika rehetra mpiray dinidinika,
Mba saika hangata-panazavana ny momba ny "Zoma voalohany " sy ny "Pellérinage" azafady, ny olona ohatra ny ahona no afaka manao azy ary inona no tanjona...
tohiny
novalian'i kikie ny 26/03/2014 10:57

sonwin
(
25/02/2014 10:44)
EKA miara-dia
1- EKA miara-dia,
EKA mifankatia
EKA entanin’ny Tompo
Ny fiainanay tontolo
Ekipa Kristianina Ankehitriny:
Endrik’i Kristy ankehitriny,
...
tohiny

harilova
(
20/02/2014 19:59)
Antsa mialoha ny hatory
Ity vavaka ity dia azo lazaina ho famintinana ny toe-panahin'ny olona iray votom-pinoana ka afaka mivavaka marina tokoa amin'ny Fanahy sy Fahamarinana :
Vavaka famaranana ny andro izy ity ...
tohiny

(
16/01/2014 03:38)
Taratasin'ny Papa Fransoà
"Evangelii Gaudium" na "Ny Hafalian'ny Evanjely" no lohatenin'ny Antso Apostolika voalohany navoakan'ny Papa Fransoa ny talata 26 novambra 2013 lasa teo. "Manasa ny Kristianina rehetra aho na aiza izy...
tohiny

rimimiri
(
18/11/2013 16:23)
Fa ahoana kay no tsy misy fihirana katolika ho an...
Fa ahoana kay no tsy misy fihirana katolika ho an'ny IPad fa androïde ihany? Sa aiza no mety mahita? Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i rimimiri ny 12/03/2014 17:20

admin
(
23/09/2013 09:30)
Izay mahatoky amin’ny kely, dia mahatoky koa amin’ny lehibe
Alahady 22 septambra 2013 Alahady Faha – 25 tsotra Mandavan-taona
Fifampitokisana, fahamarinana ary fanompoana an’Andriamanitra fa tsy ny harena no hevi-dehibe ambaran’ny Evanjely i...
tohiny
novalian'i Arotia ny 24/09/2013 09:23

admin
(
15/09/2013 09:28)
Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra
Alahady 01 septambra 2013 Alahady Faha – 22 tsotra Mandavan-taona
Anisan’ny hatsaram-panahy ampianarin’i Jesoa matetika ny fahaizana manetry tena. Koa rehefa avy nihaino ny fampinar...
tohiny

admin
(
14/09/2013 21:47)
FANAZAVANA NY FIZOTRAN’NY LITORJIA AMIN’NY LAMESA
Misy fizarana roa lehibe ny Sorona Masina
Fankalazana ny Tenin’Andriamanitra: izay mifarana eo amin’ny Ranombavaka
Fankalazana ny Eokaristia: izay manomboka amin’ny rakitr...
tohiny
novalian'i manampisoachrist ny 06/03/2017 07:31

jeannick15
(
30/08/2013 12:47)
Mpiandry
Azafady Tompoko, Maniry tompoko mba hampitaina ny hafatra any amin'ireo Mpitondra fivavahana katolika eto Madagasikara, mba hatsangana ny Mpiandry na izay azo hatao anarany, raha tsy mety ny Laika dia...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 26/04/2025 21:18

hery
(
27/08/2013 15:24)
Ny katolika, ny fanalan-jaza ary ny fandraisana komonio
Amin’ny maha Eveka anay, dia manana adidy izahay
hampianatra sy hitantana ny Mpino Katolika iandraiketanay ao amini’ Kristy.
Isan’ny zava-dehibe ampianarin’ny Fiangonana Katolika ny fit...
tohiny
novalian'i princen ny 01/12/2013 11:57

hery
(
22/08/2013 08:13)
Ny Katolika sy ny sary vongana
Tsy vao voalohan'ny lahatsoratra mikasika ny Katolika sy ny sary vongana ity lahatsoratra ity. Ary tsy vao voalohany iezahana manazava ihany koa hoe ahoana marina no fandraisan'ny Katolika ireny sary...
tohiny
novalian'i jean michel ny 01/03/2017 16:13

admin
(
11/08/2013 05:52)
Fa izay misy ny harenareo no hisy ny fonareo koa
Alahady 11 aogositra 2013
Alahady Faha – 19 tsotra Mandavan-taona
Mitohy hatrany ny fampianarana omen’i Jesoa antsika mahakasika ny tokony hifinkirana amin’Andriamanitra fa ...
tohiny
novalian'i zemjos ny 02/09/2013 19:20

admin
(
19/07/2013 10:41)
Fiekem-pinoana
... Tohiny...
tohiny

(
19/07/2013 10:38)
Rakitra
... Tohiny...
tohiny


admin
(
19/07/2013 10:27)
Komonio
... Tohiny...
tohiny


(
19/07/2013 10:24)
Zanak'ondry
... Tohiny...
tohiny

admin
(
19/07/2013 10:17)
Voninahitra
... Tohiny...
tohiny