Ny katolika, ny fanalan-jaza ary ny fandraisana komonio

1. hery ( 27/08/2013 15:24)

Amin’ny maha Eveka anay, dia manana adidy izahay
hampianatra sy hitantana ny Mpino Katolika iandraiketanay ao amini’ Kristy.
Isan’ny zava-dehibe ampianarin’ny Fiangonana Katolika ny fitandrovana ny aina.
Io fampianarana io dia nipoitra avy amin’ny lalànan’ny natiora ary efa
n... Tohiny
novalian'i princen ny 01/12/2013 11:57
2. myriama76 ( 07/09/2013 01:36)
Miarahaba antsika rehetra,
mba misy fanontaniana manitikitika ahy. Ahoana ny hevitry ny Eglizy momba ireny olona manome ny vatany ho an'ny science (anaovana expérience) ireny rehefa maty izy. Azo ekena ve sa tsia?
Misaotra an'izay afaka mamaly
3. princen ( 01/12/2013 11:57)
raha amiko manokana dia tsy mety ary fahotana izany fanomezana vatana izany , araka ny finoantsika Kristianina dia "TEMPOLIN'ANDRIAMANITRA NY TENANTSIKA" ka tsy maintsy hitandrovantsika , maro ny zavatra tokony hanaovana experience fa tsy aminy olombelona akory .
mitovy amin'olona mamono tena ihany raha manome vatana hanaovana experience ,
" la suicide ne pas la volonté de Dieu"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0991