Hoy ny Papa 08/04/2014

Lohahevitra : Hoy ny Papa
Fitohizan'ny hafatra : Hoy ny Papa 08/04/2014
Valiny : 1
jantina - 10/04/2014 10:34
Mila tadiavintsika indray ilay toe-panahy mahay mibanjina mba hahafahan'ny fitiavan'Andriamanitra manafana ny fontsika.
... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
rrbc - 10/04/2014 10:34
Marina indrindra izany fa ao amin'ny fibanjinana ny fijalian'i Jesoa Kristy irery ihany no ahitan-tsika ilay tena fitiavana sy ahafahan-tsika miaina izany!
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.3544 s.] - Hanohana anay