Hoy ny Papa 08/04/2014

Mila tadiavintsika indray ilay toe-panahy mahay mibanjina mba hahafahan'ny fitiavan'Andriamanitra manafana ny fontsika.

Hevitra mandeha

rrbc ( 10/04/2014 10:34)
Marina indrindra izany fa ao amin'ny fibanjinana ny fijalian'i Jesoa Kristy irery ihany no ahitan-tsika ilay tena fitiavana sy ahafahan-tsika miaina izany!

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0125