Vaovaom-piangonana

Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2011

Hevitra

Niaina101 - 19/07/2014 19:09
Manao ahoana daholo, izaho dia mba mitady dika @ teny malagasy ny lamesa @ mariazy raha mba misy afaka mandefa eto!misaotra indrindra.
Valio Niaina101
lanjah - 13/02/2015 11:17
Manao ahoana daholo ,izaho dia mba maniry n ho ├╣mpiandraikitra VAHATRA eto amin ny paroasy misy ahy eto amin EKAR IMERNAFOVOANY koa mangata bavaka ao mb ho tanteraka izany misaotra indrindra e
Valio lanjah
rayamsrokoto6 - 16/10/2016 22:15
manao ahona daholo za dia mitady appplications pour android testamenta taloha sy testameta vaovao ra manana nareo ?misaotra mialoha tompoko!!!
Valio rayamsrokoto6
raemmkelly - 22/03/2017 10:11
salama e. Mba te hahazo ny sata mifehy ny chorale sy tafika eto am dosezy zah raha mba misy manana. tena ilaiko izy io. misaotra mialoha .
Valio raemmkelly

Hampiditra hevitra


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0140 s.] - Aidé par Evanjelyanio.org