Alakamisy 17 may 2012, Fiakaran’ny Tompo Alahady 20 may 2012, Taona B, Paka VII Efa niakatra any an-danitra ny Tompo, lasa nanomana teorana ho antsika, koa tsy ho levona isika fa mbola ho avy Izy. Mbola ho avy hitsara ny velona sy ny maty. Resiny tokoa mantsy ny fahafatesana. Ary dia handresy ny fahafatesana miaraka aminy koa izay miezaka tsy tapaka haka tahaka Azy sy ny endriny.… tohiny...