Hira henoina
Hevitra
Valio Abraham|
aiinah - 06/02/2013 06:49
|
|
Tsy fantatrao ve hoe, inona no lohatenin'Ilay hira, dia ezahako tadiavina. Maro ny hira alefan'ny Radio Don Bosco no tsy hain'ny maro amintsika. |
|
benaja - 25/02/2013 00:03
|
|
|
|
admin - 25/02/2013 11:58
|
|
Misaotra e. |
|
pit - 05/03/2013 13:32
|
|
|
|
admin - 05/03/2013 13:44
|
|
|
hery - 11/04/2013 07:28
|
|
|
|
kalaketaka - 11/04/2013 16:25
|
|
Misaotra anareo rehetra, hiezaka hijery ireo any amin'ny librairie St Paul aho na any amin'ny Rdb, Raha misy te hihaino ny sombiny amin'ilay hira natao tamin'ny sorona masina fanaovam-beloma an'i Monseigneur Jean Paul RANDRIAMANANA dia jereo fa misy ao anaty net fa tapatapaka, : - http://www.youtube.com/watch?v=Z6QG4fQKgRE - http://www.youtube.com/watch?v=zFkRJDhAEBM Raha tsy misokatra ireo dia manao recherche ao amin'ny google : Monseigneur Jean Paul RANDRIAMANANA. Veloma finaritra daholo ary e ! |