Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rakantofinaritra ( 04/08/2014 08:43)
Momba ny olomasina
Ny olomasina dia tsy ivavahana fa mangataka vavaka ho antsika ary modely sy fakan-tahaka ho antsika ... tohiny
admin ( 29/07/2014 10:38)
Hanampy?
Betsaka ireo zavatra ilàna fanampiana hanatontosàna ity takelaka ity sy ny zavatra hafa miaraka aminy ka isaorana anareo mialoha amin'izay azo atao. Hampiditra lahatsoratra Hiara... tohiny
novalian'i hery ny 01/01/2024 22:59
virginie2014 ( 28/07/2014 13:49)
Ny mariazy
Miarahaba anareo! Mila ny torohevitra avy aminareo za. Misy olona miaraka @ko dia manana fikasana ny hanao mariazy ze. Ny olona anefa dia izy protestant, za katolika ary samy tsy misy te ifindra fian... tohiny
novalian'i Dominos ny 24/02/2021 07:02
admin ( 19/07/2014 19:09)
Vaovaom-piangonana
... [url=http://katolika.org/vaovaom-piangonana]Tohiny[/url]... tohiny
novalian'i lalaram00 ny 10/11/2021 14:24
admin ( 10/07/2014 20:05)
Hoy ny Papa 28/06/2014
Ny hoe naman'Andriamanitra dia ny mivavaka amim-pahatsorana, toa ny zaza izay miresaka amin'ny ray aman-dreniny. ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/2014/hoy-ny-papa-28062014]Tohiny[/url]... tohiny
admin ( 10/07/2014 07:09)
Madagasikara
... [url=http://katolika.org/vaovaom-piangonana/madagasikara]Tohiny[/url]... tohiny
Rakparfait ( 30/06/2014 07:27)
Vavaka raha misy horohoron-tany
Andriamanitra ô! Ianao nanao ny tany ho mafy orina; koa iantrao izahay matahotra; tsimbino fa mitalaho Aminao; enga anie ho afaka amin'ny loza horohoron-tany, ka ho renay mandrakariva fa mitsimbina a... tohiny
Rakparfait ( 30/06/2014 06:45)
Vavaka mba iraisan’ny Kristianina
a) Ry Andriamanitra mahefa sy mandrakizay ô ! Ianao manangona izay mihahaka ary mitahiry izay voaangonao ; mba tsinjovy amin’ny fo tony ny andian’ondrin’ny Zanakao ; ka ireo nohamasinina taminâ... tohiny
novalian'i tatiezzah ny 25/07/2016 13:46
Rakparfait ( 30/06/2014 06:34)
Fivavahana hahazoana endolzansy manontolo amin’ny fotoana hahafatesana
Andriamanitra Tompoko, hatramin’izao ankehitriny izao, dia fo tony sy manaiky no iandrasako izay anjarako voatendrinao hahafatesako na ho toy inona na ho toy inona ; ka vonon-kandefitra ny ahiahy sy... tohiny
admin ( 28/06/2014 10:23)
Volan'ny Fo Masin'i Jesoa
Te hizara amintsika, boky kely hoe: Volan'ny Fo Masin'i Jesoa aho: Editions Antanimena 2006. Isaorana be dia be i Bii nanome izany ho antsika. Indro àry ny teny fampidirana amin&#... tohiny
novalian'i Bii ny 29/06/2014 08:57
admin ( 24/06/2014 11:15)
Fanoroana
Ireto ireo valin'ny fanontaniana manitikitika anao. Raha misy fanontaniana hafa dia apetraho ery ambany. ... [url=http://katolika.org/fanoroana]Tohiny[/url]... tohiny
novalian'i admin ny 02/01/2024 22:26
kikie ( 23/06/2014 10:52)
Sata Diosezy
Miarahaba antsika mpiray dinidinika, Saika mba hanontany hoe aizy no misy ilay boky Sata Diosezy ? dia ohatrinona azafady. Misaotra mialoha. ... tohiny
kikie ( 20/06/2014 10:14)
Olomasina
Miarahaba antsika rehetra mpanaraka, Mba saika hanontany raha mba misy manana ireo tantaran'ny Olomasina . Misaotra mialoha... tohiny
Andrekim ( 08/06/2014 17:18)
Matio 13:55-56 ( Rahalahin'i Jesoa ve?)
Salama tompoko! mba mitady ny hevitra mahakasika anio andalana soratra masina io ny tenako. Matio13;55-56. fanontaniako dia izao, moa ve rahalahin'i Jesoa sy anabaviny ara-bakiteny reo voateny eo ireo... tohiny
novalian'i admin ny 11/08/2014 08:39
hery ( 31/05/2014 18:34)
Fampodian-kaja ny Fo Masin'i Jesoa
Ry Fon'i Jesoa tokony ho tiana indrindra, izay mitoetra eo ambonin'ny ótely, malahelo mafy amin'ny fanaratsian'ny olona Anao aho. Koa inty aho, tsìndrian'ny fahotako sy ny faho... tohiny
novalian'i admin ny 28/06/2014 20:04
admin ( 06/05/2014 11:48)
Hoy ny Papa 03/05/2014
Aza matahotra ianareo, vohay varavarana i Kristy ! ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/2014/hoy-ny-papa-03052014]Tohiny[/url]... tohiny
jantina ( 10/04/2014 10:34)
Hoy ny Papa 08/04/2014
Mila tadiavintsika indray ilay toe-panahy mahay mibanjina mba hahafahan'ny fitiavan'Andriamanitra manafana ny fontsika. ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/2014/hoy-ny-papa-08042014]Tohin... tohiny
admin ( 28/03/2014 05:43)
Hoy ny Papa 27/03/2014
Ny Karemy dia fotoam-pahasoavana, fotoana hibebahana sy hiainana mifanaraka amin'ny batemy izay noraisina. ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/hoy-ny-papa-27032014]Tohiny[/url]... tohiny
admin ( 24/03/2014 06:31)
Hafatry ny Papa Karemy 2014
Tonga mahantra izy mba hampanankarena antsika noho ny fahantrany (Jereo II Kor 8, 9) Ry rahalahy sy anabavy, Te hanolotra anareo eritreritra vitsivitsy aho, amin'izao karemy izao, mba hanampy an... tohiny
kikie ( 17/03/2014 12:58)
Zoma voalohany sy pellérinage
Miarahaba antsika rehetra mpiray dinidinika, Mba saika hangata-panazavana ny momba ny "Zoma voalohany " sy ny "Pellérinage" azafady, ny olona ohatra ny ahona no afaka manao azy ary inona no tanjona... tohiny
novalian'i kikie ny 26/03/2014 10:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0255