Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i admin, milahatra araka ny daty
admin ( 19/03/2024 07:19)
Litanian'i Md. Josefa
Tompo ô, mamindrà fo aminay, Kristy ô, mamindrà fo aminay,  Tompo ô, mamindrà... [url=https://katolika.org/vavaka/samihafa/litaniani-md.-josefa]tohiny[/url... tohiny
admin ( 27/12/2023 23:16)
Mikasika ny Fiducia supplicans
Ny 18 desambra 2023 lasa teo dia namoaka ny fanambaràna "Fiducia supplicans" izay mikasika indrindra ny dika ara-pastoralin'ny tsodrano isan-karazany ny sampandraharaham-piangonana momba ny F... tohiny
admin ( 24/04/2023 08:46)
Teo am-pamakiana ny mofo no nahafantaran’izy ireo Azy
Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa. Emaosy. Tanàna eo amin’ny roapolo kilaometra eo miala avy eo Jerosalema renivohitra. Ireo roalahy lazain&rsquo... tohiny
novalian'i Naly kely ny 24/04/2023 08:46
admin ( 14/07/2020 15:31)
Toerana vaovao hanangonana naoty
Mikarakara toerana vaovao hanangonana naoty izahay amin'izao fotoana izao. Mahandrasa kely...... tohiny
novalian'i admin ny 14/07/2020 15:31
admin ( 03/03/2020 09:51)
Ary nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina Izy
Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa. “Miverena ianao ry mpanota ô, “Raha misy olona nanota”. Izany indray izao no hira ho fanaontsika ma... tohiny
novalian'i admin ny 03/03/2020 10:49
admin ( 11/01/2020 20:03)
Hafatry ny Fiombonamben'ny Eveka eto Madagasikara - Novambra 2019
“Nino izy, fa nanantena na dia tsy nisy tokony hanantenany aza” ( Romana 4, 18)   Ho an’ny Kristianina rehetra sy ireo izay tsara sitra-po    Homba anareo anie ... tohiny
admin ( 10/10/2019 13:56)
Samihafa
... [url=https://katolika.org/vaovaom-piangonana/samihafa]Tohiny[/url]... tohiny
admin ( 21/08/2018 15:35)
Sorona Masina
... [url=http://katolika.org/vavaka/sorona-masina]Tohiny[/url]... tohiny
novalian'i admin ny 08/03/2020 15:59
admin ( 14/08/2018 05:14)
24/06/2018
Mangataha amin'Andriamanitra mba ho azontsika fa ny fitiavana dia fanompoana sy fikarakarana ny hafa. ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/hoy-ny-papa-2015/24062018]Tohiny[/url]... tohiny
admin ( 14/01/2018 23:04)
Avia fa ho hitanareo
Alahady tsotra faha 2 mandavantaona - Taona B “Avia fa ho hitanareo” (Jn 1, 35-42) Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa. Miditra sahady amin&rsqu... tohiny
admin ( 11/09/2017 10:41)
Fa na aiza na aiza iangonan'ny olona roa na telo amin'ny Anarako
Alahady faha 23 tsotra mandavan-taona “Fa na aiza na aiza iangonan'ny olona roa na telo amin'ny Anarako, dia eo afovoany Aho” (Mt 18, 15-20)   Homba antsika mianakav... tohiny
admin ( 16/10/2016 22:04)
Manome rariny ny olom-pinidiny izay mitaraina Aminy Andriamanitra
“Manome rariny ny olom-pinidiny izay mitaraina Aminy andro aman’alina Andriamanitra ary malaky mamonjy azy” (Lk 18, 1-8) Alahady 29 mandavan-taona, taona D Homba antsika mianakav... tohiny
admin ( 15/08/2016 14:11)
Inona ny Baiboly?
Fanadihadiana izay atolotry ny zoky momba ny atao hoe Baiboly. Mahareta kely fa ho avy tsy ho ela ny votoatin'ity takelaka ity ... [url=http://katolika.org/fandalinam-pinoana/baiboly/inona-ny-ba... tohiny
admin ( 26/06/2016 20:59)
Ny Zanak’Olona anie tsy tonga hamery ny olona fa hamonjy azy
Alahady 26 Jiona 2016 Alahady Faha – 13 tsotra Mandavantaona (Taona D) « Ny Zanak’Olona anie tsy tonga hamery ny olona fa hamonjy azy » (Lk. 9: 56)   Ara... tohiny
admin ( 01/02/2016 06:15)
Tsy ny zanak’i Jôsefa va ity?
Alahady 31 janoary 2016 Alahady Faha-4 tsotra Mandavantaona (Taona D) « Tsy ny zanak’i Jôsefa va ity? » (Lk. 4: 22) Henontsika tamin’ny Alahady heriny fa ... tohiny
admin ( 01/01/2016 07:50)
Ny Katolika sy ny sary vongana ara-baiboly
Isan’ireo maro ananjehana ny Fiangonana Katôlika Romanina ho manompo sampy ny fampiasantsika ny sarin’ireo olomasina na sary io na sarivongana. Ary misy aza amin’ireo kristiani... tohiny
novalian'i admin ny 11/03/2016 13:12
admin ( 29/09/2015 21:57)
Hafatry ny Eveka Volana Mey 2015
RAISO NY FANAHY MASINA MPAMPIHAVANA  Andeha isika hiroso miandalana mankany amin’ny fankalazana ny Pantekôty, handray ny Fanahy Masina.Ilay fety fanirahana hizara ny Vaovao Mahafaly ... tohiny
novalian'i jc58 ny 29/09/2015 21:57
admin ( 18/09/2015 10:54)
Raha misy te hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany
Alahady 13 Septambra 2015 Alahady Faha – 24 tsotra Mandavan-taona (Taona B) « Raha misy te hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazofijaliana ka hanaraka ... tohiny
admin ( 26/03/2015 09:32)
Vavak'i Md. François d'Assise
Tompo ô, raiso aho hampanjaka ny fiadanana avy aminao ; ny mankahala anie homeko fitiavana, ny nanaovan-dratsy homeko fahaiza-mamela, ny miadiady homeko fihavanana, ny diso hevitra, homeko ny ma... tohiny
admin ( 07/03/2015 09:20)
Md. Charles Le Bon
Zanak'i Masindahy Canut mpanjakan'i Danemark tamin'ny taonjato faha-11 i Charles. Notendrena ho Comte hizaka ny Flandres izy nony niverina avy nanao ny adim-panafahana ny Tany Masina, ny... tohiny
novalian'i admin ny 08/03/2015 16:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0384