Manome rariny ny olom-pinidiny izay mitaraina Aminy Andriamanitra

Lohahevitra : Vatsim-panahy
Fitohizan'ny hafatra : Manome rariny ny olom-pinidiny izay mitaraina Aminy Andriamanitra
Valiny : 0
admin - 16/10/2016 22:04
“Manome rariny ny olom-pinidiny izay mitaraina Aminy andro aman’alina Andriamanitra ary malaky mamonjy azy” (Lk 18, 1-8)



Alahady 29 mandavan-taona, taona D

Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.

 

“Aiza ihany ary ny valim-bavaka... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.4609 s.] - Hanohana anay