Inona ny Baiboly?

1. admin ( 15/08/2016 14:11)
Fanadihadiana izay atolotry ny zoky momba ny atao hoe Baiboly.
Mahareta kely fa ho avy tsy ho ela ny votoatin'ity takelaka ity
... Tohiny
2. santatraantoni ( 15/08/2016 14:11)
Ny Baiboly dia teny avy amin'ny tsindrimandr'Andriamanitra ary tantaranireo olona nahay niara niaina tamin'Andriamanitra ihany koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0705