Tsy ny zanak’i Jôsefa va ity?

Lohahevitra : Vatsim-panahy
Fitohizan'ny hafatra : Tsy ny zanak’i Jôsefa va ity?
Valiny : 1
admin - 01/02/2016 06:15
Alahady 31 janoary 2016

Alahady Faha-4 tsotra Mandavantaona (Taona D)



« Tsy ny zanak’i Jôsefa va ity? »

(Lk. 4: 22)

Henontsika tamin’ny Alahady heriny fa tahaka ny fanaon’ny Jody rehetra amin’ny andro sabata dia niditra tao amin’ny sina... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
ratf - 01/02/2016 06:15
Mankasitraka be dia be Mompera amin'ny fifampizarana ataonao isaky ny alahady fa tena ita ho tena mandresy lahatra. Mahereza amin'ny asan'ny Tompo
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0103 s.] - Hanohana anay