Ny Zanak’Olona anie tsy tonga hamery ny olona fa hamonjy azy

Lohahevitra : Vatsim-panahy
Fitohizan'ny hafatra : Ny Zanak’Olona anie tsy tonga hamery ny olona fa hamonjy azy
Valiny : 1
admin - 26/06/2016 20:59
Alahady 26 Jiona 2016

Alahady Faha – 13 tsotra Mandavantaona (Taona D)



« Ny Zanak’Olona anie tsy tonga hamery ny olona fa hamonjy azy »

(Lk. 9: 56)


 

Araka ny voalazan’ny Evanjely tamin’ny Alahady heriny dia niteny mazava tsara tamin’n... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
Bii - 26/06/2016 20:59
Mankasitraka indrindra Mompera tamin'ny fifampizarana. Mirary soa ho anao amin'ny andriakitra vaovao hahavita be lavitra sy hahatondra fanahy maro ho an'Andriamanitra
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0202 s.] - Hanohana anay