Hafatry ny Eveka Volana Mey 2015

1. admin ( 29/09/2015 21:57)
RAISO NY FANAHY MASINA MPAMPIHAVANA 

Andeha isika hiroso miandalana mankany amin’ny fankalazana ny Pantekôty, handray ny Fanahy Masina.Ilay fety fanirahana hizara ny Vaovao Mahafaly sy ny Fiadanana hanerana ny tany, hampihavana izao rehetra izao. Ny zava-misy iainantsika anefa izao... Tohiny
novalian'i jc58 ny 29/09/2015 21:57
2. jc58 ( 29/09/2015 21:57)
misaotra betsaka tamin`ny jmj faha * izay natao tany fianarantsoa fa hita fa tena velona ny finoana any amintsika ary maniry raha maniry mba handraisan`i Madagascar ny jmj maneran-tany indray andro any. Isaorana ireo Ray aman-drenintsika izay nizara sy nampianatra ireo tanora ny katesizy nandritra ny telo andro iny. tena avy aty aminay izay tsy nanatrika ny akony tsara ary hita fa faly dia faly ireo tanora. ny iangaviana dia ny hamelombelomana ny aim-panahin`izy ireo mba ho tena tanora mijoro amin`ny finoana sy tena vavolombelon`i Kristy amin`ny fiainana tokoa. misaotra Fr Jean chrysistome Razafinimaro, SVD. mianatra theology aty Ghana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0248