Ny Katolika sy ny sary vongana ara-baiboly

1. admin ( 01/01/2016 07:50)
Isan’ireo maro ananjehana ny Fiangonana Katôlika Romanina ho manompo sampy ny fampiasantsika ny sarin’ireo olomasina na sary io na sarivongana. Ary misy aza amin’ireo kristianina katôlika izay tsy tena nandalina ny finoany misy azy no sahy milaza fa maro no zavatra nafe... Tohiny
novalian'i admin ny 11/03/2016 13:12
2. fyt27yavana ( 01/01/2016 07:50)
Miarahaba tompoko? Azo zaraina amin'ny fb ny zavatra ita ato dia ahoana ny fomba izarana azy ? Azafady indrindra tompoko
3. admin ( 11/03/2016 13:12)
Rehefa mamaky ilay texte ianao dia copier-o fotsiny ilay lien.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.065